Chersald
24/08/2022
EFA FANTATRAO VE NY MOMBA ANAO?
Raha fantatrao ny momba anao dia ho hainao ny tokony hataonao manoloana ny fiainanao
Mila mamantatra ny tenanao ianao ary mila mahafatatra hoe: t@ alalany inona no fitiavana nahatongavanao eto ary novolavolaina tao anan'tiny fotoana manao ahoana? Afaka jerenao ato ny ampahany mahakasika izany https://www.facebook.com//121070510669440/?app=fbl
Raha azonao io de tsy afaka hankahala ny tenanao sy ny ataony hafa ianao manoloana ny fiainanao
Izay tsara tandrify anao no tohizo ary sokafy ilay nomeny mpahary anao satria tsy afaka haka ny any hafa ianao fa ny anao ihany no ampitomboy sy akasitraho de malalaka ny lalana hamahanao ny lalanao.
Noho izany,ianao no tompony fanokafana ny hery natokana hoanao.
Ianao no masomandidy @ maha izy anao
Tsy ny manodidina no hanimba ary hahakivy anao @ izay ataonao
Aza kivy @ fanampotehana, fanambakana na fankahalana ataony manodidina fa io no vato hanorenanao tamboho hoanao.
Aza manimba saina olana mandalo fa manjary hataon'olona fanalany ny olana misy eny aminy.
Ekena fa mihasaorotra ny fiainana ka maro ny zava-miseho, tsy fiainana no mihasarotra fa ny fahalalana no mitombo sy ny fikarohana ka mahita zavatra maro miseho amin'ny fiainan-tsika( efa any mpamaha ny olana fa Mbola tsy hita. Tadiavo fa miandry anao izy ambadikao)
Olona mpandresy ianao, olon'ny fahafahana ary olona mananana fitiavana dia manana fahatokisan-tena @ atao rehetra.
Izay manao asa na zavatra ampitiavana dia mahazo vokatra tsara, izay ilay mahatonga ny fomba fiteny hoe tiavo ny anao fa ny any hafa tsy homeny, adala ny tsamagnaja ny azy.
Mitomboa fahalalana!
Ampetraho aminao matetika fanontanina hoe
(iza marina moa zaho?
Ary hanao inona eto.?..
Vitanao io e👊
Ho tahian'Andriamanitra ianao amin'izay atao rehetra.
✍Chersald
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Fianarantsoa
301