Keto 301

Keto 301

Share

18/12/2023

📢📢📢Anio ny fara-fandraisana précommande 📢📢📢

Azonao jerena ato amin'ity rohy ity ny mombamomba ireo vokatra ireo tsirairay avy
👉 https://web.facebook.com/permalink.php?story_fbid=pfbid0dmAUKPf6bXyfq6wfCWVM64qrAsccMtSZrL9rZbZqTUd6JXQDYpy1ikrsn47Rskapl&id=100088056761521

📨MP📨 avy hatrany na miantso ny 📞034 96 581 48📞 ary raha hanao précommande/commande ianao.

Photos from Keto 301's post 15/12/2023

[🥳 Précommande produits keto spécial fête🥳 ]

ie, afaka hihinana tsy amin'ahiahy sy hieritreritra excès de glucide kosa amin'ny fety ka 😎

Finaritra e 👋

Efa manakaiky ity ny fety, maro no efa manomankomana na mieritreritra sakafo hiaraha-mifaly amin'io fotoana io, tsy diso anjara amin'izany ianareo diabetika/manena vatana/mikajy fahasalamana/mpanao fanatanjahan-tena sns... fa afaka hankafy sakafo isankarazany ihany koa amin'ny alalan'ireto vokatra natao manokana ho anareo ireto :

🎄 Bûches de noël
🎄 Cake marbré
🎄 Cake citron
🎄 Cake salé
🎄 Brownies
🎄 Pizza
🎄 Ketolozoro
🎄 Fromage fumé
🎄 Pancakes
🎄 Tuketo

(Tsindrio tsirairay ny sary ahitanao ny mombamomba azy ireo tsirairay avy)

Misokatra anio zoma 15 desambra ny précommande ary mifarana ny alatsinainy 18 desambra.
Ny récupération kosa dia amin'ny asabotsy 23 desambra eo amin'ny arrêt taxi Antarandolo devant Casa Délice toy ny mahazatra 😊

Ireo produits secs kosa misy foana afaka tonga dia jifaina eto amin'ny keto 301, toy ny:
🥡Chips de fromage
🥡Croquette au fromage et aux fines herbes
🥡Biscuit au beurre
🥡Cookies choco
🥡Assortiments de Sablé goût citron, sucré salé, cannelle

📨MP📨 avy hatrany na miantso ny 📞034 96 581 48📞 ary raha hanao précommande/commande ianao.

Want your business to be the top-listed Grocery Store in Fianarantsoa?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address


Fianarantsoa
301