ZARAtsiro
08/05/2026
Chez ZARATsiro, on prépare des plateaux généreux, faits maison, pour rendre vos réunions plus conviviales. Livrés rapidement à Tananarive, ils feront plaisir à toute l'équipe. Idéal pour vos événements pro. Envie d'en commander ?
Commandez dès maintenant en message privé ou sur WhatsApp pour impressionner votre équipe !
16/04/2026
Izy ITY moa Fizarana tsiro.
Fitiavana sakafo sy fizara fa tsy nianatra manoka :)
Misy ny hoe Miova recette. rehefa tsy nahafa-po anareo ny teo aloha.
Voakasika manokana ny Riz cantonais sy Misao.
Ireto indray ny Misao sy Riz Cantonais ato amintsika.
Tisam, sy Oeuf broullé, oignon be sy carotte
Petif poid sy maïs a base atody, dia asina tongolo maintso kely
Tongava ary manandrana e!
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the public figure
Telephone
Website
Address
Fianarantsoa
Fianarantsoa
301