AE Production
19/10/2025
Miaraba tompoko 🙏
taorinan ny fivorina izay natrehan Atao DG sy Rtoa DGA ny Ste ALBERT CONSULTING, dia tapaka fa hiroso Amin fanaovana " recrutement " izay hanaovana Entretien ho an Zay rehetra Liana ny Alatsinainy faha 20 Octobre 2025 ao Amin Chambre de Commerce et industrie eto Ftsoa manomboka Amin 10 H maraina ka ireto avy no poste misokatra am zany :
- Responsable vente produit externe miaraka Amin ny commercial
- Commercial mikasika ny tolotra rehetra ao Amin Albert event & studio
- Community manager
" MIARA - MIASA , MIARA- MAHOMBY "
👉Araraoty ary !!! 🙏🙏🙏
Nb : mitondra CV daholo , ho an Zay lavitra afaka alefa ao Amin page
ALBERT CONSULTING
tel : 0342580226 - 0331286130
0324200460
Découvrez Andranomafana comme jamais auparavant, grâce à cette vue aérienne spectaculaire signée production
Nous réalisons des prises de vue par drone et des vidéos professionnelles pour mettre en valeur vos événements, paysages et projets.
📸 Votre histoire, notre image.
📞 Contactez-nous dès aujourd’hui pour réserver votre prise de vue !"
+261 342580226 - 0331286130
11/08/2025
Tinao ve ny hanafana fety sy mipoka bé 🎸🎷🎺🙏
Aza misalasala miantso fa eto izahay Ary vonona hiaraka aminareo hatrany !
Antsoy fotsiny de hamaly ampitiavana anao zahay , asa misalasala 💕💕💕💕
ALBERT EVENT & STUDIO
Tel: 0342580226 - 0324200460
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Website
Address
O’matsiatra Antarandolo
Fianarantsoa
301