Tsiory mode

Tsiory mode

Share

01/06/2026

Zavatra otran'izao kosa tokony tsy jerena fotsiny e 🥺
Lehilahy tsy vanona ,tena tsy faka-taranaka ilay olona

Zao ve d mba rariny

01/06/2026

Bonjour daholo 🥰
Ity ary ny valin'ny lalao ,
57 nareo no nilalao dia nataoko par numéro toy izao avokoa amin'izay mangarahara tsara ny fanaovana tirrage

manasa anareo roa ary handefa mp aty amiko

Félicitations à vous deux 🎁Raharimanana Miary NombanaaAina Malalaala

Araho tsy tapaka ny page ary fa samy mahazo daholo nareo e 🥰

31/05/2026

Aleo ny hevitranareo indray no anontaniana
Amin'ny firy no atao tsika ny fisarihana ?

Photos from Tsiory mode's post 23/05/2026

Mp les filles 🥰
Mamy kely ery zao io Raha atao fanomezana ho an'i neny e ?

Mp fa vitsy ihany no ato

Want your business to be the top-listed Shop in Fianarantsoa?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address


Fianarantsoa