TYRAH
13/08/2021
Robe cache coeur
À réserver
Lieux : Fianarantsoa
10/08/2021
Efa hiditra amn'i vaninandro mafana isika izao.
Koa indro misy article tsara proposena ho antsika amn'i vidiny mirary dia mirary.
Midira Mp ary tompoko ❤️
26/07/2021
FOMBA FANALANA NY FOFONA AO ANDAKOZIA,,NA AO AMIN'NY VATA FAPANGATSIANA HIANY KOA😊:
Matetika dia misy fofona izany foana ao @ lakozia na ao amin'ny congélateur na frigidaire tsika ao.,,ito ary ny fomba tsotra no mora hanalana izany.
ZAVATRA ILANA:
*🍋 citron
*Sira vovony
FOMBA FAMPIASANA AZY
Alaina ny citron 🍋 iray lehibe dia zarana efatra mitovy tsara,, tsi sarahina fa zarana tsotra fotsiny,,dia rarana sira vovony eo ambonini.
Dia atao amin'ilay faritra misy fofona.
N.B
Tsy sarahina ilay citron fa vakina 4 tsotra fotsiny
Dia partageo ho hitan'ireo namana mila mitovy aminao 😊
26/07/2021
Astuces simple ho an'i tanana amin'izao andro ririnina mamirifiry izao.
Betsaka isika mitaraina fa maina sy ratsy tarehy kely ny tanan-tsika,,ny sasany aza dia vakivaky mahamenatra mihintsy...
indro misy fikafika mahomby azo anarenana izany..tsy mila zavatra lavitra fa ao antrano ihany.
ZAVATRA ILAINA:
*Tantely
*Sira(sira tany no tena tsara kokoa fa ra tsisy dia izay sira ao atrano iany atao)
FOMBA FAMPIASANA AZY:
Alaina ny sira iray sotro key dia afangaro amin'ny tantely irai sotro lehibe,,,haroina tsara hifangaro dia ahosotra amin'i felantananao maina bé iny dia ampiarahina kosehina ohatrin'ny hanao gômaget ireny mintsy,,ny felantanana sy ny vohontanana..kosehina tsara ary avy eo alona 30minitra dia kobanina amin'i rano matimaty,,na sasana amin'i rano matimaty sy savony nosy.
N.B:
*Tsy azo atao ho an'ny olona tsembotanana satria voamaika mi hydratée lay izy 😊
Andramo fa mety
02/06/2021
Bonjour iaby !
Anio tsika dia hitafatafa mahakasika ni produit avidin'olo ato amin'niti tambazotra sera2 ity..
Izany hoe mifampizara no tanj ona hiavina'
21/03/2021
Bonjouj daholo !
Euh,,,Maro ianareo nanotani oe fa naninn ny Tyrah no tsy heno2 intsoni?
Dia ho valiko anio fa nisy olana keli teo amin'i resaka page tsika,, fa efa voa récupéré tsara izy ankehitriny🙏🙏.
Ary vonona hatrani ny hanome torohevtr mahasoa ho antsika rehetra izay panaraka ato.
Afaka mandefa hafatra na manotani zavatra izay mahaliana ianareo manombk anio fa ho valinay.
ialana tsiny ho an'i message izay efa ela nefa tsy voavaly rehetra Tompoko.
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Fianarantsoa