KTLM/SPAf
30/08/2025
"Aoka ho mahatoky hatramin'ny fahafatesana ianao, dia homeko anao ny satro-boninahitra fiainana." Apok.2-10b
Zaikakely KTLM SPAf 2025
22/08/2025
"Aoka ho mahatoky hatramin'ny fahafatesana ianao, dia homeko anao ny satro-boninahitra fiainana." Apok.2-10b
Fiadanana eh!!
Zaikakelin'ny KTLM/SPAf indray no ho tanterahina ny 26-27-28-29-31 Aogositra 2025 hoavy izao eo Masombahoaka Fileovana Fianarantsoa, koa dia mangnega atsika KTLM/SPAf rehetra ho tonga hanamasaka ny fivoriana.
Indro ary ny hira faneva atolotra am-pitiavana antsika
Want your place of worship to be the top-listed Place Of Worship in Fianarantsoa?
Click here to claim your Sponsored Listing.
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Ivory Avaratra
Fianarantsoa
301