COURS Italien
31/10/2022
SALAMA DAHOLO TSIKA REHETRA EE
TONGA INDRAY ITY NY VAGUE MANARAKA
FORMATION 3 VOLANA MONJA
🧗GUIDE TOURISTIQUE
🧡 FRANÇAIS
🧡 ITALIENNE
🧡ANGLAIS
Date: 🧍 31 OCTOBRE 2022🧍🧍
HOATSIKA PIANATRA vo HIDITRA ENY @ UNIVERSITÉS
aza avela ho very hoazy n'y fotoananao fa lanio@zavatsoa
RAHA MANAO
😃GUIDE TOURISTIQUE ENAO😃
SARANY MIRARY DIA MIRARY
👉ECOLAGE : 0ar
👉Droit : natao ho zakan'ny rehetra
Sady ho FANOMEZANA fahafahampo atsika mpianatra no fanampina n'y RAD.!!
Mandra puandry valiny CONCOURS
ENY@UNIVERS
MAHAZO CERTIFICAT AORIANA NY FORMATION TSIRAIRAY
Info: mp /034 53 161 61
Toeranaa: GREEN TREE UNIVERSITY ISAHA.
14/09/2022
TINGA INDRAY ITY NY FIDIRANA MANARAKA KOA AZA TARA FA EFA MARO NO NISORATRA ANARANA !!
Toerana
GREEN TREE UNIVERSITY FIANARANTSOA ISAHA AMBAN'NY DISTRICT (FIANARANTSOA)
24/07/2022
FITSANGATSANGANANA HOAN'NY AMBALAKINAGNA
30 JUILLET 2022 ZAO@7H30
TOERANA : ISAHA DEVANT SAHAZA ASSOCIATION
FANDRAISANA ANJARA MIRARY DIA MIRARY
6.000ar /olo
Ireo Zavatra ho hitanao:
Paysage pittoresque, histoire du village Ambalakinagna
-Ancien Palais historique Bestileo
-Balade sur le lac Vatosola
-Decouverte vie Paysanne Betsileo
-faune et flore
-Decouverte culturel et spirituelle du foko Betsileo
-Pic-nique au point de vue
-Animation et Salamanga
TARIFS INCLUS 6000ar :
-Transport Aller
-Frais de guidage locale
-Droit de visite dans le site
-Droit de visite Village d'instruments
APREVOIR:
😃Déjeuner Pic-nique
😃 Goûté
😃 Imperméable
N.B: DÉPART ISAHA DEVANT ASSOCIATION SAHAZA À 7H30
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Isaha
Fianarantsoa
301