ACCES -FJ

ACCES -FJ

Share

Photos from ACCES -FJ's post 31/08/2023

Fifaliana ho Ahy no manao izao publication izao,
Vita saomantsara nohon’ny fasoavan’Andriamanitra ny fankalazana faha 49 taonan’ny FSPE izay natao tao Befotaka Avaratra, isaoragna manokana ny ezaka nataontsika mpikambana ato amin’ny ACCES-FJ, mangataka ny amin’ny taona 2024, mankalaza ny faha 50taona FSPE isika amin’io, ka mangataka ny tolotanana amintsika rehetra ho voninahitry Andriamanitra Tompontsika, dia samy ho tahin’ny Tompo aby isika.

06/07/2023

Amaraiñy ny fotoaña. Tandriñeso tsarabe ny hafatra.

Want your organization to be the top-listed Non Profit Organization in Antsohihy?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address


Antsohihy
407