FIRST In Antsirabe
28/05/2026
Salama aby oo.
Manampikasana hampiteraka kisoa?
✅Manomboka 7–8 volana eo ho eo.
Tsy tsara raha mbola kely loatra satria mila tanjaka.
✅ Milanja 90 kg farafahakeliny.
Tsy atao matavy loatra na mahia loatra.
Ny provandy mampitombo na "croissance" vokarin'ny LFL no fampiasa ho an'ny vatotra kisoa ho tonga renikisoa matanjaka
Ary manome zanaka salama.
"Tsy matavy loatra no sady tsy mahia loatra"
👉Misy karazany 3 isafidiananao ny provandy LFL.
Ho an'ny vatotra kisoa ho ampanarahana.
-ny "concentre expert" 1420cx (25kg)
-ny "granulé” (bolabola) 1420x (50kg)
-ny "farine” (vovony) 1420XF (50kg).
Mandray ny commande-nao @ MP.
Na whatsapp.
0347587726
Vonona hanampy anao hahomby hatrany.
FIRST In Antsirabe
Salama aby ooo.
Misaotra Morondava
Herintaona sahady niarahantsika
Ho mariky ny fankasitrahana anareo mpanjifa dia misy fanomezana atolotray FIRST In Antsirabe ho an' izay mandalo mividy provende amin'ity herinandro ity.
Point LFL Namahora ampitan'ny tsenan'ny tantsaha.
Tianay be ianareo 🥰
Mankasitraka ee
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the public figure
Telephone
Website
Address
First In Rue Stavanger
Antsirabe
110
Opening Hours
| Monday | 08:00 - 17:30 |
| Tuesday | 08:00 - 17:30 |
| Wednesday | 08:00 - 17:30 |
| Thursday | 08:00 - 17:30 |
| Friday | 08:00 - 17:30 |
| Saturday | 08:00 - 17:30 |