Mymadagascar
12/04/2025
📣 Tsy ho ela dia hanokatra ara-pomba ofisialy ny sekoly "Dante"! 🇮🇹
Ho fanamarihana ity fotoana lehibe ity 🥳, dia hikarakara fiofanana manokana ho an'ny matihanina amin'ny fizahantany izahay!
Izahay irery no sekoly afaka manome taratasy fanamarinana amin’ny fiteny italiana eken'ny iraisam-pirenena 🌍
🔹 Iza no afaka mandray anjara?
👉 Mpampianatra sy mpanofana teny italiana
👉 Mpianatra manana fari-pahalalana ambaratonga B1 na mihoatra amin'ny teny italiana
👉 Ireo liana amin'ny fandraisana vahiny sy fifandraisana ara-kolontsaina
🔹 Ny tanjon’ny fiofanana:
Hanatsara ny fahaiza-mampiasa ny teny italiana amin'ny sehatry ny fizahantany sy fandraisana vahiny:
✔ Teny ilaina manokana amin'ity sehatra ity
✔ Fomba fifandraisana am-pahombiazana amin'ny vahiny
✔ Fampiharana anaty toe-javatra tena misy
🔹 Faharetan’ny fiofanana: 8 ora feno miaraka amin’ny fitaovana manokana hampiasaina amin'ny fiofanana.
🎓 Hahazo taratasy fanamarinana avokoa ireo rehetra mandray anjara.
📍 Daty sy toerana:
📌 Antananarivo: 9-10 jona | 9 ora – 13 ora | Centre Dante Alighieri
📌 Nosy-Be: 12-13 jona | 8 ora 30 – 12 ora 30 | Biraon’ny Fizahantany Nosy Be
📝 Fomba fisoratana anarana:
Ny mpandray anjara dia tsy maintsy mandefa ny Curriculum Vitae sy taratasy faniriana amin’ny teny italiana amin’ny adiresy manaraka araka ny toerana tiana hanatrehana ny fiofanana:
📧 Ladante Tana: [email protected]
📧 Antananarivo: [email protected]
📧 Nosy-Be: [email protected]
📞 +261 32 11 395 02
17/09/2024
Ci troviamo nel parco nazionale di Ranomafana dove, immergendosi nella foresta incontaminata, è possibile osservare molteplici specie endemiche del Madagascar tra cui i nostri simpaticissimi amici lemuri🦥
Si possono scegliere vari percorsi, dalle 2 alle 11 ore di camminata in base alle proprie preferenze e al proprio tempo🚶♀️🎒
Un'esperienza avventurosa in cui, assieme alla guida, andrai alla ricerca dei luoghi di rifugio di questi buffi animali🌿
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Lot 0906d 100
Antsirabe
110