All Events Bira
21/05/2026
CONCERT | HOMMAGE À BOB MARLEY 🔥
😄Bloquez votre soirée !
Le 22 mai à 19h, les rythmes mythiques de Bob Marley résonneront à l'Alliance Française d'Antsirabe avec le groupe EKA ZAHO.
Une immersion totale dans l'univers de l'icône du reggae, dans l'ambiance conviviale de la cour de l'AF.
💰 ENTRÉE LIBRE / GRATUITE
Partagez l'info, ramenez vos amis et venez vibrer avec nous ! 🎤🇲🇬
21/05/2026
ANDRAKIBA ANTSIRABE izany no mandray 10eme anniversaire BCM TOUR voloany @ taona 2026 ity
sad Manao Pentekoty any Bira 22-23-24-25 mai izao
❌ mizara 2 ekipa BCM sasany mande Andrakiba sasany Manao final Kianja Kanto ..
🔴 tinareo lotra izay ka miantso daholo faritra 😁😝
10/05/2026
05/05/2026
04/05/2026
Tonga ndray anay eee😻😅
Elaela tsy nifankahitana tagany isika izay le akizy ah ka noho izany:
Ny Hassih Events dia manolotra ho anao, seho mozika miavaka iarahana amin'i Nomena sy Mikanto🎉
Seho miavaka tokoa satria efa tsy misy vina amin-tsika intsony izy ireo sy ny talentany anatin'izany mozika izany🥳
Manome fotoana anao ary izahay ny zoma faha 8 ny volana Mai 2026 ao amin'ny Espace Hassih Fiadanana Est Ivohitra manomboka amin'ny 6ora ariva🎤🎸 Ny vavahady kosa misokatra manomboka amin'ny 10ora maraina⌚
"TSY MISY VIDIM-PIDIRANA"
Marihina ihany koa fa misokatra ho an-tsika rehetra ny bar ato amin'ny Espace Hassih isaky ny Zoma sy sabotsy, ahitana ireo zava-pisotro maro isan-karazany sy ny tsakitsaky amin'ny sarany mirary dia mirary🥰Isaky ny lahady kosa indray dia misokatra izahay ho amin'ireo izay manao ny famandrihana 🎊
Koa tongava maro raha te ahazo fahafinaretana lalina anaty mozika e🎤🥳
Laharana: 038 23 223 39
29/04/2026
Aiza e, dance koa anie ka ao anatiny ee 🔥
🎉 JOURNÉE MONDIALE DE LA DANSE
💃 HAPPY DANCE
📅 Alahady 03 Mai 2026
⏰ 14h
📍 Devant Gara Antsirabe
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Antsirabe