Dimby Collection

Dimby Collection

Share

Photos from Dimby Collection's post 30/10/2025

Ho avy indray ny livraison manaraka😋
Ny asa ataonay rehetra dia voakajy avokoa satria tianay mihintsy ilay mahita fahafahampo tanteraka eny aminao mpanjifa😊
Misaotra foana mahatoky anay🤗

20/04/2025

Mirary P***a feno hafaliana ho anareo rehetra !
Maniry fety milamina, feno fiadanana sy vintana ho anareo rehetra izahay eto amin’ny Dimby Collection.
Misaotra hatrany amin’ny fanohanana sy ny fitokisana. 🤗
Miaraka hatrany aminareo izahay !

31/03/2025

Misokatra amin'ny fiarahamiasa amin'ireo sekoly ihany koa izahay.😊

Photos from Bank and Business School Madagascar's post 30/10/2024

Félicitations à la promotion SANTATRA chez Bank and Business School Antsirabe .🥳

Want your business to be the top-listed Clothing Store in Antsirabe?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address


Rue D'Andranobe
Antsirabe
110