Body Master Class

Body Master Class

Share

17/02/2026

Indraindray tsy mpitsabo areti-tsaina no ilainao fa sport ! 🙏

14/02/2026

Handeha be ny : resto sy voninkazo androany!
Hilaharana ny pharmacie rahampitso
Hilaharana indray ny pharmacie afaka iray volana 🤣🤣🤣💐

Fa na izany aza dia ny manao sport tena sport aza adino!!!

20/01/2026

Efa dokotera zay no miteny a!!!!
Rakotonoel Rollandd

Mazotoa daholo ary 😉🍤

19/01/2026

🌱 Marina tokoa hoe tsara ny manan-janaka.
Misy aza tena mitady mafy sy mandalo fahasarotana be vao mahazo zaza 👶🙏
Marina koa fa misy olona sasany izay rehefa manan-janaka vao mihatsara sy mihamafy o***a ny fiainany 💪✨

❗ Saingy misy koa anefa ireo tranga mampanontany tena…
Isan-taona dia ahitana zaza menavava foana ao an-trano 🏠😔
Manao ahoana ny fitaizana sy fanabeazana azy ireny?
Hanao ahoana ny hoaviny rahatrizay? 🤔

⚠️ Sao dia ilay hoe :
👉 “Aleo miteraka fa sao tsy misy mikarakara rehefa antitra” 👵👴
👉 Sa mba ena-maso amin’ny fiaraha-monina fotsiny?
👉 Sa hoe efa lera, sao tara ka aleo miteraka?

🌟 Aza adino : ianao no fototry ny fiainan’ny zanakao.
Miankina betsaka amin’ny fomba fiainanao, ny toetsainao, ary ny toe-batanao ny hoavin’ny zanakao 🌍❤️

💪 Raisinay ny andraikitray :
👉 Ndao itaiza vatana!
👉 Tsy sport malefaka fa sport tena sport 🏃‍♂️🔥

🌈 Izany rehetra izany dia natao mba hahafahan’ny rehetra misitraka fahasalamana,
sy vatana tomady, ho an’ny ankehitriny sy ny ho avy 💚✨

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address


Lot II N 187 Bis Savinandriana
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 06:30 - 19:30
Tuesday 06:30 - 19:30
Wednesday 06:30 - 19:30
Thursday 06:30 - 19:30
Friday 06:30 - 19:30
Saturday 06:30 - 19:30