OMAPI
15/05/2026
๐๐ ๐๐๐ฒ ๐๐๐๐: ๐
๐๐ง๐๐ง๐ญ๐๐ง๐๐ง๐ ๐ฌ๐ฒ ๐๐๐ง๐จ๐๐๐ง๐๐ง๐ ๐ง๐๐ญ๐๐จ ๐ญ๐๐จ ๐๐ฆ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐๐๐ซ๐ข๐ญ๐ซ๐ ๐๐๐๐๐
Taorianโny fanentanana sy fiofanana notanterahina tao aminโny faritra ITASY taminโny volana septambra 2025, dia mitohy hatrany ny fiaraha-miasa eo anivonโny ๐๐๐๐ข๐๐ ๐๐๐ฅ๐ ๐๐๐ก๐ ๐๐ ๐ฅ๐ ๐๐ซ๐จ๐ฉ๐ซ๐ข๐ฬ๐ญ๐ฬ ๐๐ง๐๐ฎ๐ฌ๐ญ๐ซ๐ข๐๐ฅ๐ฅ๐ ๐ฌ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐๐ฬ๐ ๐ข๐จ๐ง ๐๐จ๐ฎ๐ฏ๐๐ฅ๐ฅ๐-๐๐ช๐ฎ๐ข๐ญ๐๐ข๐ง๐ aminโny fanohanana ireo ๐ญ๐๐ง๐จ๐ซ๐ ๐ฆ๐ฉ๐๐ง๐๐ซ๐๐ก๐๐ซ๐๐ก๐ ๐ฌ๐ฒ ๐ฆ๐ฉ๐๐ฆ๐จ๐ค๐๐ญ๐ซ๐ ๐๐ญ๐จ ๐๐ง-๐ญ๐จ๐๐ซ๐๐ง๐.
๐๐ฒ ๐๐ ๐ฆ๐๐ฒ ๐๐๐๐, tonga teny antoerana ny ekipanโny OMAPI nanatanteraka izany fiofanana momba ny ๐๐ข๐ณ๐๐ค๐-๐ฆ๐๐ง๐๐ง๐ ๐๐ซ๐-๐ข๐ง๐๐จ๐ฌ๐ญ๐ซ๐ข๐ izany ho anโireo tanora mpandraharaha izay misehatra aminโny
๐ ๐น๐๐๐๐๐๐๐๐ : kisoa, akoho, bitro;
๐๐ฝ๐๐๐ ๐๐๐๐ก๐ฆ ๐๐๐๐ : trondro ary famokarana sakafonโny biby ;
๐ฑ ๐น๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐ ๐ฆ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ : sakamalaho, voanjo, kafe ary fanamboarana fromazy ;
๐งต ๐ด๐ ๐ ๐ก๐๐๐๐๐ ๐ ๐ฆ ๐๐๐๐๐ ๐ก๐๐๐ : lamba sy zaitra ;
๐ ๐น๐๐ง๐โ๐๐๐ก๐๐๐ฆ.
Tahaka ny fiofanana taminโny taona lasa, dia nifantoka taminโny maha-zava-dehibe ny fizaka-manana ara-indostria eo aminโny sehatry ny fandraharahana ny fanofanana : ๐๐ข๐๐ซ๐จ๐ฏ๐๐ง๐ ๐ง๐ฒ ๐ฆ๐๐ซ๐ข๐ค๐, ๐๐๐ง๐จ๐ฆ๐๐ณ๐๐ง๐ ๐ฅ๐๐ง๐ฃ๐ ๐ง๐ฒ ๐ฏ๐จ๐ค๐๐ญ๐ซ๐ ๐ฌ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐๐๐ก๐๐ข๐ณ๐-๐ฆ๐๐ง๐๐จ ๐๐ซ๐ฒ ๐๐๐ง๐๐ฆ๐๐๐ข๐ฌ๐๐ง๐ ๐ง๐ฒ ๐๐ข๐๐๐ง๐ข๐ง๐๐ง๐๐ง๐ ๐๐จ ๐๐ฆ๐ข๐งโ๐ง๐ฒ ๐ญ๐ฌ๐๐ง๐.
Nandritra izany dia nahafantatra bebe kokoa ireo mpandray anjara ny aminโny fomba ahafahanโizy ireo miaro ny zava-bitany aminโny alalanโireo sampana samihafa aminโny fizaka-manana ara-indostria izay manampy aminโny fampivelarana sy fanamafisana ny maha izy azy aminโny sehatra iasany.
Mitohy hatrany ny ezaka iarahanโny OMAPI sy ny Rรฉgion Nouvelle-Aquitaine aminโny fampiroboroboana ny fandraharahana eto an-toerana sy ny fanohanana ireo tanora manana tetikasa sy vina ho anโny fampandrosoana.
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the organization
Telephone
Website
Address
VH69 Volosarika Ambanidia
Antananarivo
101