SAINA JB

SAINA JB

Share

16/05/2026

Mbola hatory ve ry Taniko ๐Ÿคท๐Ÿ’”๐Ÿ’”๐Ÿ’”๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ
Zahay efa mitoriteny isan'andro aminareo an'ity toko sy Andininy ity, hoan'ny krisitianina ao Afrika ๐Ÿ˜‚๐Ÿ˜‚๐Ÿ‘Š

Photos from SAINA JB's post 14/05/2026

๐Ÿšจ ๐—ก๐—ฎ๐—ถ๐—ฟ๐—ผ๐—ฏ๐—ถ ๐—ž๐—ฒ๐—ป๐˜†๐—ฎ

๐—ง๐˜€๐˜† ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ถ๐—ธ๐˜† ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ท๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐—™๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐˜๐˜€๐—ฎ๐˜† ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐—ฒ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ถ๐—ป๐˜† ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ผ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ผ ๐—ป๐˜† ๐—บ๐—ฝ๐—ผ๐—ป๐—ถ๐—ป๐—ฎ.

Nanao fihetsiketsehana tsy manaiky ny fanjanahan-tany amin'ny endriny vaovao izay voalaza fa ataon'ny Frantsay, tao Nairobi renivohitr'i Kenya ny mponina kenyanina ny talata 12 Mai lasa teo.

Hetsika nifanindry tamin'ny Africa Forward Summit notanterahina tao an-toerana. Nisy araka izany ny fifandonana teo amin'ireo mpanao fihetsiketsehana sy ny mpitandro ny filaminana ary nisy ihany koa ny voasambotra.

Source: Brut Afrique

12/05/2026

Miampy SPECTACLE sy @ ao MORAMANGA, Atsika sisa andrasana fa masaka ity.

Want your public figure to be the top-listed Public Figure in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address


Bloc 67 P6 AnkatsoII B Citรฉ Universitaire
Antananarivo
101