Code Club MG
08/06/2024
๐ฃ She started CoderDojo nine years ago and now is on Madagascarโs ๐ฒ๐ฌ national robotics team. Congrats, Ainafi! ๐๐๐
๐ฒ๐ฌ Ainafinaritra Manandraibe ๐ฒ๐ฌ
16 taona aho, mianatra ao amin'ny Vision Valley School, Talatamaty, grade 10.
Tena mahaliana ahy ny tontolon'ny STEM sy fandraharahana. Ny mekanika, ny familiana ny robot, ary ny fitantanana ny fifandraisana sy fampitam-baovao no andraikitro ao amin'ny ekipam-pirenena.
Ny ezaka ilofosako dia ny hampidirana ny teknolojia avo lenta amin'ny fampandrosoana an'i Madagasikara ary koa hanentana ny tanora siantifika mba hanatanteraka ny nofinofiny.
Manosika ahy hiezaka mafy mba hahomby sy hanome akony tsara eto an-toerana sy any ivelany ny finiavana sy fahavononana ananako.
30/11/2023
One rule : be cool !
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
STEM For Good, Enceinte SITRAM Ankorondrano
Antananarivo
101