Bon plan pour tous
20/04/2025
Appartement meublé à louer a Ambolokandrina Antananarivo
- une chambre un living cuisine
- vaste terrasse et un balcon Au 3eme etage
Contact: tel 0349588555
Prix 800 000 Ariary
09/02/2025
📍📍📍Afaka miady varotra raha mifamelona fa tsy mifamono 📍📍📍
08/02/2025
📍📍📍Aza varina na midanaka fa tato daholo ny olona no naka o📍📍📍
Reto sisa LIQUIDATION TOUT DOIT DISPARAÎTRE 📍📍📍
Mahazo miady varotra, mifamelona fa tsy mifamono
📍📍📍📍
31/01/2025
📍📍📍Fer à boucle TBE , Vista 📍📍📍sans défaut comme neuf 47000ar
Mbola misy carton.
29/01/2025
📍📍📍Marina fa enjana be ilay mamarana Janvier , fa mba prix tsy mifamono moa le ataotsika fa mifamelona📍📍📍
📍📍📍Jerena mivantana vao mividy📍📍📍
📍📍alefa Aza e 📍📍📍
24/01/2025
📍📍📍Liquidation pas plus de 350000ar reo , Mp ary o 📍📍📍
23/01/2025
📍📍📍iza no mitady tia ity anefa tsy te hividy lafo 📍📍📍
📍📍📍ilay ana ato alefako 270000ar izay haka azy , mbola 380000ar ireto normalement am’izao an📍📍📍
Machine à laver semi automatique ilay mora ampisaina, avia fa ampianariko izay vao mandoa vola , mp Aza e
20/01/2025
📍📍📍 Mbola misy dispo izay tsy misy hoe reservé na vendu an 📍📍📍
Article restant :
📍📍 Miroir MM (Vendu)
📍📍Osier MM 2 dispo
📍📍Osier GM 2 (Reservé)
📍📍Vide poche 1 dispo
📍📍Fatana Gaz 3 feu (Vendu)
📍📍Commode style bar avec chaises haute
📍📍Penderie Stylé
📍📍Buffet gris et blanc.
📍📍Séparateur de chambre en fer et bois blanc.
Mp miresaka amin’ny tompony mivantana azo resahanao tsra 🥰🥰
19/01/2025
📍📍📍Liquidation Amin’ izay Aza e 📍📍📍
Article restant :
📍📍 Miroir MM (Vendu)
📍📍Osier MM 2 dispo
📍📍Osier GM 1 dispo (Reservé)
📍📍Vide poche 1 dispo
📍📍Fatana Gaz 3 feu (Reservé)
📍📍Commode style bar avec chaises haute
📍📍Penderie Stylé
📍📍Buffet gris et blanc.
📍📍Séparateur de chambre en fer et bois blanc.
Mp miresaka amin’ny tompony mivantana azo resahanao tsra 🥰🥰
19/01/2025
📍📍📍Mbola misy 2 dispo sisa ity an📍📍📍
Aza misalasala miresaka am tompony mivantna en mp ao am page.
14/01/2025
Toy izao no tokony ho aparitaka 😍🔥
...Nahazo maimaimpoana aho Ka anjarako indray no hizara maimaimpoana
Nahazo bourse avy tamin'ny fanjakana Malagasy nandritry ny 3 taona aho (Teny Ankatso )- Sady nianatra maimaimpoana, nahazo bourse Sy équipement maimaimpoana - Nahavita Licence en English For Specific Purposes
Nipetraka fotsiny tao amin'ny zandrin'i dada mianakavy aho teto Antananarivo Première année hatramin'ny 3 ème année - tsy nangalany hofantrano na vidin-tsakafo . Izay frais ivelan' ny trano no nalohan' dada Sy maman fa ny tao tsy nisy vola naloha
Nipetraka fotsiny tao amin'ny zokin'i Maman aho herintaona tsy nisy vola naloha
Nahazo bourse tamin'ny Union Européenne aho tamin'ny 2012-2013 - Projet - Mobilité intra-africaine - Nianatra tany Benin. Niantohana Billet, fianarana, mbola nahazo 600€ par mois . Nanao Master 2 en Stratégie Journalisme et Communication pour le Development
Nahazo bourse tamin'ny vahoaka Amerikana aho , tamin'ny alalan'ny U.S. Embassy Madagascar . Bourse Mandela Washington Fellowship for Young African Leaders Young African Leaders Initiative Network Nianatra maimaimpoana tany amin'ny University of Notre Dame Mendoza College of Business niantohana Billet Sy sejour tany USA
Nahazo Asa + Formation + Macbook vaovao maimaimpoana iasana miampy zavatra betsaka tany amin'ny Madagascar Import SEAM Inc. aho tamin'ny 2017 nanao foire ana vato tany ary niasa tao
Maro no zavatra azoko maimaimpoana tamin'ny fiainana...Ka izay no anisany MahaTonga ahy tia mizara
Amin'ny anaran'ny tenako manokana dia hanome bourse 5 taona ho an'ny mpianatra iray aho
Hazavaiko : Hiantohako ny saram-pianaranao manomboka ianao première année mandrapahazonao master
Misafidy filière izay mety aminao ao amin'ny Global Talents University
Izao anefa. Aleo mba izay Tena motivé ary Tena Mila azy no mahazo azy
Ka izao. Alefaso ary ny Lettre de motivation Sy CV amin'ny [email protected]
Amin'ny 31 janvier ny deadline
Zarao ho an'izay Mila azy
14/01/2025
📍📍📍Alefany mora be lit 2 places en palettes 📍📍📍
Mp avy hatrany miresaka Amin’ ny tompony mivantana
📍📍📍recuperation Ambolokandrina Tsena
Click here to claim your Sponsored Listing.
Contact the business
Website
Address
Ivandry Tennis
Antananarivo
101