Fenosoa Razafimamonjy
14/07/2026
FIFA World Cup
Manasa dalana voalohany
📍France sy Espagne
Ahoana ny fahitanao azy ...?
⚠️Everiko hoe misokatra ny lalao,mety manana "plus" kely France eo amin’ny lafiny fanafihana ...noho izany tsy manan-jo hanao diso sy hanary baolina ny la roja ,baolina iray very dia mety hivadika ho isa ...
Ankoatra izay ,hafana ny "duels" any amin’ny sisin’ny kianja ...ahaliana ny mety ho fifanjevona kely eo amin’i Lucas Digne sy Lamine Yamal ...
Soraty ny fahitanao ny lalao...
12/07/2026
⚠️Tafita any amin’ny manasa-dalana ny AS ST ANNE ⚠️
Sary: Indrana
12/07/2026
FIFA World Cup
Afaka ry zalahy ,fa tena sahirana...
Nanimba ny lalao ny karatra mavo faha roa azon’i Embolo...amiko dia lery no tompon’andraikitra voalohany tamin’ny faharesen’ny ekipany .(Tsy possible ny hanao simulation @ fotoana misy VAR indrindra efa nahazo karatra mavo) .
Niady ary nanome fahasahiranana ny mpifanandrina azy ny Suisse fa nanatombo tamin’ny traikefa sy ny kalitao manokanan’ny mpilalaony izy ireo .
Hisy fihatraikany amin’ny tanjaka sy herin’ny mpilalao amin’ny lalao manaraka ny filalaovana "extra time" in- 2 tato anatin’ity CDM2026 ity .
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the public figure
Telephone
Website
Address
Anse Réunion
Antananarivo
0048
Opening Hours
| Monday | 09:00 - 17:00 |
| Tuesday | 09:00 - 17:00 |
| Wednesday | 09:00 - 17:00 |
| Thursday | 09:00 - 17:00 |
| Friday | 09:00 - 17:00 |