NET plus
15/04/2026
Toizao indray ny fandaharm-potoana antsika amin'ity herinandro ity sy heriinandro miditra io.
26/03/2026
Ao anatiny fanomanan-tena tanteraka ny ekipatsika amin'izao andro faha 4 tsy hantongavany lalao famaranana ny alahady hoavy izao. Miezaka maneho fahavonona hatrany izy ireo. Satry tsy mora izany Lalao famaranana izany. Marihina mo fa ry zareo ZHASoavinandrina no hifanandrina amintsika amin'io fotona io. Izy ireo no tafita any amin'ny digan'ny famaranana "TOURNOI MAFY BE Soavinandrina" ka hifanadrina amintsika. Tsy mora ny Lalao fa ekipa efa manana ny lazany izany ka mila vonona ny saina sy Fanahy ary vatana tomady no hoentina hiatrika an'izany dingany famaranana izany. Mitoy ny ezaka.
NET plus Miara-mandroso , Miara-mandresy
23/03/2026
Tahorian'ny lalao demi-final OPEN MAFY BE nihaonan'ny ZAH sy AJSA homaly dia nivoka mpandresy tamin'ny isa 5 sy 1 ry zareo ZHA ka hidona amin'tsika any amin'ny FINAL ny alahady hoavy izao.
Isika kosa dia nihaona tamin'ireo Génération Selection Soavinandriana lalao izay efa notanterahina efa volana maromaro ka nivoka mpandresy tamin'ny isa 5 sy 4 nanoloana ny Selection Soavinandriana.Ka izao tonga amin'ny lalao famaranana izao. Ka ity indray izany no lalao izay hiaonatsika amin'ny mpankafy antsika dia ny alahady hoavy izao.
''NET Plus Miara-mandroso, Miara-mandresy''
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the organization
Telephone
Website
Address
Soanierana
Antananarivo
101