Glam By Ravaka
12ans nijoroana izao nyClin d'oeil Beauté. 🥰 nandalo fahombiazana nandalo fahasarotana, fa tsy mahazo kivy satria tiako ny asako❤️
Miezaka hatrany foana manome ny tsara kokoa ho anao efa cliente na ny eto an-toerana na ny any@faritra✨ Ary manasa anareo izay mbola tsy tato aminay fa manana offre vaovao be ho atsika izahay.
Mankasitraka foana ry ireto@fanohanana a😘😘
01/05/2026
andao isika hirary soa any Princia Rakoto fa tsingeritaonany androany bisou namoure ❤️
30/04/2026
mirary alakamisy mahafinaritra ho antsika rehetra Zah Sy Princia Rakoto ❤️
21/04/2026
Cathy Sy Princia dia mirary torimaso mamy ho antsika rehetra ❤️
09/04/2026
Andao hiaraka hirary soa anito vehivavy manja Kely ito fa tsingeritaona nahaterahany androany❤️❤️mirary soa bé rahavavy bisou mamy 😘
Fyh Tahina Ramaroson ❤️
08/04/2026
mirary torimaso mamy ho antsika rehetra samy ho tahiny Jesoa manokana isika 🥰
05/03/2026
Inona ilay film teto🥰 o Ramamany aaaa😂😂
Ireto ato ny famille-nay t@zany. Ada hoe mvola ho tafiaraka en famille toy izao ve izahay@film manaraka
02/03/2026
Nahafinaritra anareo ve ny firaisan-kinan'ireto ekipa ireto tao anatin'ny Film WISA. Coucou kely ho azy ireo aza e🥰
19/02/2026
Andao isika hanohana an'i Cathy wisa sy mitia ankilabao. Ao anatin'ny novegasy award.
I tantely sy ny mamany t@soran-jadiana🥰 iza ny role-nay no tianareo
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Antananarivo
101