Namby Raharison STORE
12/05/2026
โชโช ๐๐๐๐ง๐ค ๐๐ฎ๐ฃ๐๐ข๐๐ฆ๐ช๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐7๐๐ฝ
- Ho antsika "๐๐ซ๐๐ง๐ ๐๐ญ๐ฎ๐๐ข๐จ ๐ฉ๐ซ๐จ๐๐๐ฌ๐ฌ๐ข๐จ๐ง๐๐ฅ" sy orinasa antserasera ( ๐๐๐๐ข๐จ ๐รฉ๐ฅรฉ๐ฏ๐ข๐ฌ๐จ๐ง ) , ๐๐จ๐ฆ๐ ๐๐ญ๐ฎ๐๐ข๐จ ๐๐ซ๐จ , isika ๐๐จ๐๐๐๐ฌ๐ญ๐๐ซ๐ฌ , ๐๐ญ๐ซ๐๐๐ฆ๐๐ซ๐ฌ
- Hafa ihany ny manana fitaovana raitra manaraka fenitra iraisampirenena. Izy ity no micro ampiasainy ankamaroany ireo studio, ingรฉnieur de Son, orinasa antserasera any ivelany any ankehitriny .
โซโซ Micro SHURE SM7dB, microphone dynamique, kalitao raitra dia raitra, afa-po ny clients anareo , afa-po tanteraka ihanh Koa ianareo sy ny ingรฉnieur , Fahombiazana ho any rehetra satria miavaka ny kalitaon'ny Asa vokarina noho ity fitaovana iray ity.
โซโซ Version amรฉliorรฉe du micro SM7B izy ity izay efa fantatsika " connaisseurs" shure . Manana ๐๐ซ๐๐๐ฆ๐ฉ๐ฅ๐ข๐ ๐ข๐ง๐ญรฉ๐ ๐ซรฉ izy ity izay manamora ny fampiasana azy sy azahoana qualitรฉ tsara mihoatra lavitra kokoa . Mety amireo karazana matรฉriel XLR rehetra, toy ny interface Audio, table Mixage. Ny "๐๐ซ๐๐๐ฆ๐ฉ๐ฅ๐ข๐ ๐ข๐ง๐ญรฉ๐ ๐ซรฉ " izay mahatratra hatramin'ny 28๐๐ de gain , "๐ฌ๐๐ง๐ฌ ๐๐ซ๐ฎ๐ข๐ญ ๐๐ ๐๐จ๐ง๐" madio tanteraka.. "๐๐จ๐ง ๐ฅ๐ข๐งรฉ๐๐ข๐ซ๐ ๐๐ญ ๐ญ๐ซ๐๐ง๐ฌ๐ฉ๐๐ซ๐๐ง๐ญ"
Afaka misafidy ny amplification ny preamplie ianao na +18dB na +28dB. Misy commitateur Bypass ihany koa izy ahafahana mi dรฉsactivรฉ ny preamp ahafanao miverina SM7B.
๐จ ๐จ๐๐ง๐๐ญ : 900.000 ๐ผ๐ง , ๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐รฉ ka manasa anao ary Tonga dia iditra afatra miafina avy hatrany tompoko ahafahanao misitraka azy avy hatrany. Prix occasionnelle izy ity ho anareo efa ela no nanana faniriana ny hanana azy. Izay no tombony aminy fiarahamiasa aminay ato aminy ๐๐ผ๐๐ฝ๐ ๐๐ผ๐๐ผ๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ .
07/05/2026
โฌ ๐๐ฃ๐๐๐๐ฃ๐ฉ๐ ๐๐ค๐ฃ๐๐ฉ๐ค๐ง ๐๐๐๐ฟ๐๐ ๐ผ๐๐ฉ๐๐ ๐๐ฟ๐๐๐๐๐ ๐๐4 , 4 ๐ฅ๐ค๐ช๐๐๐จ ,
โจ ๐๐ง๐๐ญ: 800.000๐ผ๐ง
โผ ๐พ๐ผ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ง๐ค๐๐๐จ๐จ๐๐ค๐ฃ๐๐ก ๐ผ๐๐ ๐92
โจ๐๐ง๐๐ญ : 240.000๐ผ๐ง
โฌ ๐๐๐๐ง๐ค ๐๐ฉ๐ช๐๐๐ค ๐๐ง๐ค๐๐๐จ๐จ๐๐ค๐ฃ๐๐ก ๐ผ๐๐ฟ๐๐ ๐๐๐พ๐๐๐๐พ๐ผ ๐๐๐๐๐ 20
โจ๐๐ง๐๐ญ: 400.000Ar
โซMitana anjara toerana lehibe ny "๐๐๐๐ง๐ค" sy n
y kalitao ananany raha tiana ny hanana vokatra manaraka ny fenitra . Manampy antsika ho tonga amizay tanjona izany hatrany izahay ato aminy ๐๐ผ๐๐ฝ๐ ๐๐ผ๐๐ผ๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐
โผ๐๐๐๐ง๐ค๐ฅ๐๐ค๐ฃ๐ ร ๐๐ค๐ฃ๐๐๐ฃ๐จ๐๐ฉ๐๐ช๐ง ๐ผ๐๐ฟ๐๐ ๐๐๐พ๐๐๐๐พ๐ผ ๐ผ๐2020 mety ho antsika anao enregistrement izy ity indridra indridra . Ary tsara marihina fa tsy mitovy daholo ny Audio technica AT2020 ka indro ary omena anao ny dรฉtail an'ity micro ato aminy Namby Raharison STORE ity .
โซMadio tanteraka "impec" ny son an'izy ity ary ny tena zava-dehibe dia raisiny avokoa ny Frequence rehetra manomboka 20Hz ka hatramin'ny 20 000Hz izay manome ilay toetra tsy mitanila fa mitovy tanteraka aminy zavatra nataonao teo ny vokatra azo.
โซ Matanjaka ihany Koa ity micro ity satria dia afaka mandray feo hatramin'ny 144dB izy. Mazaka feo mafy dia mafy izay tsy misy saturation rehefa mihira mafy ianao fa tena en qualitรฉ ilay tadiavinao mintsy iny feo anao mihira mafy manakatra hira iny. Azo ampiasaina aminy grosse caisse ๐ฅ, backline, piano ihany koa izy ho antsika anao prise instrumental.
โซRehefa mihira na miteny manakaiky ity micro ity ianao dia vao maika lasa tena tsara sy mamirapiratra ny feo izay atao enregistrement izay ilay antsoina hoe "๐๐๐๐๐ก ๐๐ ๐๐๐๐ฅ๐๐๐๐กรฉ ". Na mafy na mora noho izany dia "en qualitรฉ" avokoa ny feo voaray Izay no maha tonga ity micro ity ho izy no tsara indridra aminy fanaovana enregistrement vocale.
โซ Misy ampahana frรฉquence miakatra ihanh Koa manomboka eo aminy 5 hatramin'ny 10kHz izay tsy ny micro rehetra no manana an'izany, io frรฉquence io dia mahatonga ny vocale na instruments azava tsara sy amirapiratra kokoa ary manamora ny Asa anao izany izay tombony aminy fananana fitaovana tsara.
โซ Directivitรฉ cardioรฏde, raha sendra hoe mbola tsy vita traitement tsara ny Studio anao dia tena mety aminao izy.
โซ Ho antsika studio mandray " ๐ถโ๐๐๐๐๐s " na " ๐บ๐๐ ๐๐๐ " azo atao tsra ihanh Koa ny manao captations stรฉrรฉo en couples A/B na ORTF, micro roa amin'ity micro ity no ampiasainao izay manampy be anareo ahafahana mahazo vokatra tsara be.
โซ Ho an'ny prise na live instruments kosa indray dia azo atao tsara ny mampiasa azy ho "overhead"
โจโจIty micro ity no nanaovana ny album voalohany an'ilay mpanakanto amerikanina Billie Eilish izay nahatonga azy nahomby sy nalaza manerana izao tontolo izao hatramin'ny ankehitriny.
๐จ๐จ PRIX : 400.000Ar, neuf sous sous carton scellรฉ. Manasa anao ary Tonga dia iditra afatra miafina MP avy hatrany tompoko. Livraison possible partout ร Madagascar ๐ฒ๐ฌ .
17/09/2025
โซโซ Micro Studio professionnel Audio-Technica sรฉrie 20.
โพMitana anjara toerana lehibe ny " Micro" sy ny kalitao ananany raha tiana ny hanana vokatra manaraka ny "norme international". Manampy antsika ho tonga amizay tanjona izany hatrany izahay ato aminy Namby Raharison STORE.
โพ Microphone ร condensateur Audio-Technica AT2020, mety ho antsika anao enregistrement izy ity indridra indridra.
โพMadio tanteraka "impec" ny son an'izy ity ary ny tena zava-dehibe dia raisiny avokoa ny Frequence rehetra manomboka 20Hz ka hatramin'ny 20 000Hz izay manome ilay toetra tsy mitanila fa mitovy tanteraka aminy zavatra nataonao teo ny vokatra azo.
โพ Matanjaka ihany Koa ity micro ity satria dia afaka mandray feo hatramin'ny 144dB izy. Mazaka feo mafy dia mafy izay tsy misy saturation rehefa mihira mafy ianao fa tena en qualitรฉ ilay tadiavinao mintsy iny feo anao mihira mafy manakatra hira iny. Azo ampiasaina aminy grosse caisse ๐ฅ, backline, piano ihany koa izy ho antsika anao prise instrumental.
โพRehefa mihira na miteny manakaiky ity micro ity ianao dia vao maika lasa tena tsara sy mamirapiratra ny feo izay atao enregistrement izay ilay antsoina hoe "effet de proximitรฉ". Na mafy na mora noho izany dia "en qualitรฉ" avokoa ny feo voaray Izay no maha tonga ity micro ity ho izy no tsara indridra aminy fanaovana enregistrement vocale.
โพ Misy ampahana frรฉquence miakatra ihanh Koa manomboka eo aminy 5 hatramin'ny 10kHz izay tsy ny micro rehetra no manana an'izany, io frรฉquence io dia mahatonga ny vocale na instruments azava tsara sy amirapiratra kokoa ary manamora ny Asa anao izany izay tombony aminy fananana fitaovana tsara.
โพ Directivitรฉ cardioรฏde, raha sendra hoe mbola tsy vita traitement tsara ny Studio anao dia tena mety aminao izy.
โพ Ho antsika studio mandray "Chorales" na "gospel" azo atao tsra ihanh Koa ny manao captations stรฉrรฉo en couples A/B na ORTF, micro roa amin'ity micro ity no ampiasainao izay manampy be anareo ahafahana mahazo vokatra tsara be.
โพ Ho an'ny prise na live instruments kosa indray dia azo atao tsara ny mampiasa azy ho "overhead"
โจโจIty micro ity no nanaovana ny album voalohany an'ilay mpanakanto amerikanina Billie Eilish izay nahatonga azy nahomby sy nalaza manerana izao tontolo izao hatramin'ny ankehitriny.
๐จ๐จ PRIX : 400.000Ar, neuf sous sous carton scellรฉ. Manasa anao ary Tonga dia iditra afatra miafina MP avy hatrany tompoko. Livraison possible partout ร Madagascar ๐ฒ๐ฌ.
24/06/2025
๐ดNEUMAN KMS 105 ๐ฉ๐ช
๐ธQualitรฉ de Son professionnel ๐ถ
Ho anareo maniry ny hanana fitaovana raitra araraotina ihany ny fandalovany ato aminay. Ireo Studio international toy ny "Grand Studio RTL sy HOWARD STERN HS"
๐จ๐จPRIX : 600.000Ar fixe, vaovao sous carton.. Manasa anao ary Tonga dia iditra MP avy hatrany tompoko.
๐ธ Microphone de chant ร condensateur
๐ธ Directivitรฉ: super cardioรฏde
๐ธ Rรฉponse en frรฉquence: 20 - 20.000 Hz
๐ธ Impรฉdance: 50 Ohm
๐ธ SPL max: 132 dB
๐ธ Alimentation fantรดme 48 Volt
๐ธ Connecteur XLR
๐ธ Poids: 300 g
๐ธ Pince et trousse inclus
๐ธ Couleur: Nickel
Lien ahafahanao mahalala bebe kokoa ny momba azy ao aminy commentaire ๐
https://www.thomann.fr/neumann_kms105.htm
05/06/2025
โซโซ Casque Studio Monitor T-Bone HD 880 ๐ฅ
๐ธ Casque Studio fermรฉ, haute fidรฉlitรฉ indridra rehefa manao mixage isika sy mastering de tena ilaina be izay fidรฉlitรฉ izay. mety ho anareo mpikirakira Son rehetra sy musiciens ihanh Koa satria azonao anaovana รฉcoute retour ihany koa izy raha clavieristes ianao na batteur na bassiste, guitariste..
๐ธCaractรฉristiques
-Aimant en nรฉodyme
- Impรฉdance: 64 Ohm - 1W
- Bande passante: 20 Hz - 20 Khz
- SPL max.: 104 dB -
๐จ๐จ 250.000ar, bn occasion rare ร Madagascar ๐ฒ๐ฌ manasa anao ary iditra afatra miafina avy hatrany fa io ray io ihanh no disponibles.
03/06/2025
๐ถCarte Son professionnel Waldrone Md22
๐จ๐จPROMOTION : 300.000AR ๐ฅ
-Mankasitraka ny mpanakanto Mijah nanjifa tato aminay.
๐ธ Ny carte son no anisany fitaovana fototra maha tsara na maha ratsy ny vokatrao. Rehefa tsra ny carte son ampiasainao dia mora aminao avokoa ny Asanao. Manatanteraka ny inspiration anao sisa ianao.
Ho tanisaina aminao etsy ambany ary ireo momba momba ity carte son ity, ny caractรฉristiques mandrafitra azy sy ny fanazavana. Ao noho izany no ahitanao ny mampiavaka sy ny efficacite an'ity interface ity.
โก๏ธQualitรฉ de Son professionnel ๐ถ๐ช ๐ฅ ( Samy Hafa daholo ny son ny carte son rehetra ary amin'ny maha professionnels azy ity dia manana son matanjaka izy izay marihina fa MIDAS ny Preamp-ny , matavy, henonao avokoa ny pitsopitsony rehetra, madio tanteraka ny Son tsy misy bruit de fond n'a dia keli indridra ary fa MADIO tanteraka izay tena manampy be anao izay fahadiovana Son izay rehefa manao enregistrement. Manamora ny asanao sy manampy be anao izany rehetra izany satria Sarotra ny ahitanao fitaovana tahaka izao, tsy ny carte son rehetra manko no mavita anzani..indridra ho anao mitady zavatra en qualitรฉ) ๐ฅ๐ฅ
โก๏ธSans bruit (MADIO TANTERAKA Ny SON TSY Misy bruit de fond na keli indridra ary ๐ฅ๐ฅ๐ฅ๐ฅ)
โก๏ธSans latence( Tsy misy latence mintsy tompoko na dia keli indridra ary fa eo noho eo avokoa izay ataonao rehetra tsy misy fahatarana mintsy fa mitovy avy atrany amin'ny zavatra ataonao ny retour azo anao. Anisany manahirana ny arrangeur sy ny musicien io resaka latence io indridra rehefa manao Record โบ na Live.. Sarotra ny ahitana fitaovana tsra tahaka izany ary tena lafo dia lafo na misy ary. ๐ฅ๐ฅ
โก๏ธ 2 canneaux izy izay Samy MIDAS daholo ny Preamp-ny (Ny MIDAS no tsara indridra amin'ny resaka preamplie ho an'ireo connaisseur mahalala table Mixage Midas moa mahafantatra tsra an'izay efficacitรฉ zai.) ๐ฅ๐ฅ
โก๏ธ ity carte son ity ihany Koa dia afaka ampiasainao na dia tsy misy ordinateurs ary, anaovana Live, afaka ikotranana ho any musiciens. Sarotra ny ahitanao fitaovana raitra tahaka izany ๐ฅ๐ฅ
โก๏ธAfaka mampiasa enceintes monitor paire roa(2) ianao, dia entrรฉ casque iray na mampiasa casque roa dia enceinte monitor parie iray(1) ๐ฅ
โก๏ธDate de sortie 2023, efa ร jours be izy, izany hoe fitaovana manaraka ny toetr'andro ny fitaovana ampiasanao
โก๏ธ Hi-zi, io Hi-zi io dia mitovy asa amin'ny Di Box. Ny Di Box dia maintsy ampiasaina rehefa manao Prise ana instruments ianao toy ny guitare ๐ธ ๐ป๐ท๐น๐ฅ. Eto anefa dia tsy mila mividy ilay Di Box intsony ianao satria efa misy Hi-zi ity carte son ity. Marihina moa fa somary lafo ihany io Di box io an ๐ฅ
โก๏ธLOW CUT, izay mi-filtre ny basse frรฉquence vocale tsy ilaina rehetra.. Manamora ny asanao ny fampiasana fitaovana tsara ๐ฅ
โก๏ธBalance " MIX " , izay tena efficace be ihany Koa satria mamaha ny Olanareo rehefa manao Prise de Son izy ity. Tsy mila makany anaty Daw intsony manko ianao rehefa ilay manao Prise iny fa eo fotsiny no manao balance ny feonkira sy ny retour vocale izay henoina ao anaty casque monitor. ๐ฅ
โก๏ธIreo jiro maro maro itantsika ireo indray dia signale. Signale manambara fa saturรฉ ilay zavatra raisinao na normale. Mirehitra mena io signale io rehefa saturรฉ tsy mety ny prise vocale ataonao Ohatra. Mavo kosa izy rehefa mitady hi saturรฉ ary maintso izy rehefa normale tsra ny zavatra ataonao. Signale, izany hoe tsy mirehitra permanent fa isaky ny misy signale miditra izy vao mirehitra. ๐ฅ
โก๏ธ24Bit /192kHz
โก๏ธFantรดme 48V
โก๏ธGamme de frรฉquences 100Hz-20kHz
Mety amizay Daw na logiciel ampiasainao : Studio one, Cubase, fl studio, Pro tools sns
๐ด๐ดPrix : 300.000Ar au lieu de 400.000Ar. Neuf sous carton scellรฉ. Ato amin'ny Namby Raharison STORE irery ihany no ahitanao azy eto Madagascar ๐ฒ๐ฌ ๐ฒ๐ฌ
Manasa anao ary Tonga dia iditra MP avy hatrany tompoko. Maro ny mpanakanto sy prod fanta-daza sy mampiasa azy ity izay henonao eny aminy haino amanjery eni.
03/06/2025
โช Micro SHURE SM7B
โฝ Ho anareo orinasa trano mpamokatra misehatra eo anivony Spot publicitaire, documentaire, hira, prise de son
โฝ Ho antsika onjam-peo Radio Fm, tรฉlรฉvision TV mila kalitao raitra.
โ๏ธ Natao ho anao ity Micro Dynamique SHURE SM7B. Kalitao raitra dia raitra no azo ary afa-po ny mpanjifa anareo, no afa-po ihany Koa ianreo teknisianina mpikirakira aminy Qualitรฉ ny vokatra azo , fahombiazana no azon' ny rehetra. Tsara marihina fa izy ity no ampiasain'ny ankamaroany ireo orinasa antserasera iraisampirenena any ivelany na ny eto Madagascar .
๐ ๐PRIX : 900.000AR, prix occasionnel be mintsy ho anareo efa ela no nanana nofinofy ny hanana azy.
๐โ๏ธ Vaovao sous carton scellรฉ ary azo jifaina avy hatrany ato amin'ny Namby Raharison STORE . Manasa anao ary Tonga dia iditra MP avy hatrany tompoko
28/06/2024
๐ถCasque Studio Monitoring AKG K92 Originale
๐ธ Ho antsika tsy manana enceintes dia tsy misy intsony ny sakana fa tonga dia afaka miasa avy hatrany ianareo manao MIXAGE, MASTERING, prise de son
๐ธ ๐ธ Fidรจle et prรฉcis tsara rehefa manao Mixage sy Mastering ary mitovy tanteraka amin'ny zavatra nataonao taminy ny son henonao eny amin'ny kazarana matรฉriel d'รฉcoute rehetra bafle sono sns..
๐ธ Ho antsika sahirana mitety magasin mitady azy fa tsy mahita dia indro izy fa disponible ato aminay
๐ธMety ho antsika Studio de production et rรฉpรฉtition. Afaka anaovana retour tsra ihany Koa ho anareo musiciens
๐ธ Type fermรฉ ary tafiditra ao anatiny ao tsara ny sofina. Ianao irery ihany no maheno ny son henonao tsy misy bruit mivoaka.
๐ธQualitรฉ de Son professionnel ๐ถ
๐ธ STรRรO
๐ธimpedance : 32 oHm
๐ธ Sensibilitรฉ : 113dB / SPL
๐ธ Son bien dรฉtaillรฉ : 16Hz - 22kHz
๐ธBandeau autorรฉglable
๐ธCรขble 3m gomme
๐ธConfortable tsra izy afaka iasana mandritra ny fotoana maharitra tsy mandreraka sofina mihintsy
๐จ๐จPRIX : 200.000Ar seulement, vaovao izy ka manasa anao ary Tonga dia iditra MP avy hatrany tompoko. Vitsivitsy ihany ny disponibles ka araraoty ary, ato amin'ny Namby Raharison STNamby Raharison STOREo azy. Livraison partout ร Madagascar ๐ฒ๐ฌ
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Horizon Itaosy
Antananarivo