Luc Razakasoa

Luc Razakasoa

Share

Photos from Luc Razakasoa's post 20/05/2026

HIZARAKO TSIAMBARATELO IANAREO.❤️

Diego, Antsiranana, Madagascar📍🇲🇬
Mbola tsy heno matetika mihoatra ny faritra malaza hafa eto Madagasikara, kanefa lazaiko aminareo fa dia tena tsy menamitaha ary tsy manampaharoa koa izy mihoatra noho ny hafa.
Akoatran‘ny hakanton’ny Plage, dia ao ihany koa ireo karazana biby zay tsy Hita afatsy eto Madagasikara, Chutte d‘eau, tsingy sy ny maro tsy voatanisa hafa..🌊⛲️🦎🐵🌳

Za mo Zany Efa ela no nanomboka nijery an Madagasikara, t@ Tour ny Nord dia i Aurelie Guide o nitondra ahy, zay tena hisaorako azy manokana satria dia tena Manao ny asany Ampitiavana sy @ fanetretena nefa Kosa tena professionelle..🇲🇬🇲🇬📍Ny fitiavana an Gasikara no nampiray e!

Aleoko tsy miteny betsaka fa ny sary no aoka hiteny! 🇲🇬🇲🇬📍

12/05/2026

Bonsoir daholo e… Inona ny vaovao ao e?
Varina Miasa be dia tsy dia henoheno tsony e😂 Efa anaty Routine tanteraka…😛

Mbola misy iloaina mandeha ve sa Efa tapitra?

06/05/2026

Satria tiko be nareo, de tiko be Madagascar dia zaraiko aminareo ny zavatra tsara indrindra hitan‘ny masoko teto Madagasikara…🤩🤩🇲🇬
Lever du soleil Nosy Iranja.❤️

Experience vécue dia Recommandeko ho an Malagasy rehetra… 🤍
Hisaorako manokana ny ekipan‘ny „Tsara Tours Guide“ nanampy ahy nanatanteraka an ity nofi2ko ray ity.

Zay fa Bonne soirée daholo..❤️🇲🇬

Want your public figure to be the top-listed Public Figure in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address


Itaosy
Antananarivo