Ny Riantsoa Services
18/01/2021
⛳️ ⛳️ HYUNDAI H300, Recablage Electrique ⛳️ ⛳️
🚨 🚨 Indraindray ny zavatra d'origine dia tsy maharitra toy ny faharetan'ny fiara fa mila esorina tsy hanelingelina ny tompona fiara ... anisan'izany zao ny fanalana ny MED2200 tamin'ity fiara ity ... 🚨 🚨
👌 👍 ho antsika izay maniry ny ho tsirihina ny fiarany dia manasa antsika hiantso ny laharana
☎ 033 14 331 11
☎ 034 14 331 11
14/01/2021
👉👉 NISSAN X-TRAIL T30, Entretien système d'injection // Remplacement pièce défectueuse 😍😍
🔥🔥 MOTEUR YD22DDTi 🔥🔥
➡️➡️ Rehefa miresaka système d'injection eo amin'ny lafiny fiara Common rail na Rail Commune dia ireto tanisainy ireto avy ny kajy mandeha : Pompe de gavage (raha misy), arrivé GO, filtre GO, sonde température GO, refroidisseur GO, Pompe HP, régulateur de pression 1, capteur de pression, régulateur de pression 2, circuit retour, injecteurs, calculateur, etc etc 🙏🙏
🔑🔑 ho antsika izay maniry ny ho jerevana ny fiarany dia manasa antsika hiantso ny laharana
☎ 033 14 331 11
☎ 034 14 331 11
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Itaosy
Antananarivo
102