Rodobe
Handeha Ampefy amin’ilay prix promo (100.000 Ar olona 04) 17 mai hono dia izao mbola tsy nanao réservation ihany 🫣
100.000 Ariary
Dia efa mahatonga
anareo 04 any Ampefy, antsoy ilay nanamao, Alahady 17 mai 2026
23/04/2026
'ndao hanao ho any MANDRAKA + MANTASOA LAC
Miova tontolo vaovao miala amin'ny rotoroto.
: 06H30 Ampefiloha
: 15H30 Miala any Mandraka
INCLUS :
▶Transport aller-retour
▶Ticket d'entrée / Guide
▶Balade en pirogue
▶Découverte lac Mantasoa
▶Lac Mandraka
▶Lémuriens
▶Cascade
▶Visite parc
▶Randonnée forêt
▶Déjeuner
▶Divers jeux
Ataovy mialoha ny réservation sao feno ny toerana.
PAF : 38.000 Ariary avec déjeuner
PAF : 32.000 Ariary sans déjeuner
Etranger plus 10.000 Ariary
EXCLUS : NOSY SOA PARK (Tsy obligatoire)
DATY HAFA :
▶️ AMPEFY ANALAVORY :
PAF : 38.000 Ariary efa miaraka amin'ny sakafo
▶️ ROVA TOUR :
PAF : 45.000 Ariary efa miaraka amin'ny sakafo
▶️ MANAZARY ANKAZOBE :
PAF : 45.000 Ariary efa miaraka amin'ny sakafo
'ndao hitety an'i Madagasikara
: (+261) 34 34 159 37'ndao hanao
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Antananarivo
101