Over master Course

Over master Course

Share

19/06/2026

πŸ’₯ PEACE UP πŸ’₯

Be strong and take the hits! Life isn't always smiles, it's not always a party, and it's not always love. There will be tears, there will be exhaustion, there will be disappointments, and there will be punches and kicks. It will inevitably happen but you can handle it !

βœ” MAKE LIFE KNOW YOUR NAME !

MAZAKΓ€ DONA ! Ny fiainana tsy tsiky foana, tsy fety foana ary tsy fitiavana foana. Hisy ranomaso ao , hisy fahadisoam-panantenana, ary hisy daka sy totondry. tsy maintsy hitranga izany fa zakanao io !

βœ” ATAOVY MAHALALA NY ANARANAO NY FIAFIAINA !

πŸ”΅πŸ”΄πŸ”΅πŸ”΄πŸ”΅πŸ”΄πŸ”΄πŸ”΅πŸ”΄πŸ”΅πŸ”΄πŸ”΅πŸ”΄πŸ”΅πŸ”΄

09/06/2026

KAY LETIEEE ! ( Tsy kay le... izy teo an ) πŸ€£πŸ‡ΊπŸ‡Έ

βœ” Kay letiee! / Kay zany iiii !
(Gaga, faly, na gaga tampoka) 🀣

Raha any Etazonia, miankina amin'ny fomba fiteny sy ny "vibe" tiana hivoaka no isafidianana azy:

➑ "Oh man!" na "Man!" (Tena akaiky indrindra an'izany " kay letiee" izany, azo ampiasaina amin'ny zavatra tsara na ratsy).

➑"Bro!" na "Dude!" (Raha miresaka amin'ny namana, ary gaga tampoka).

➑ "No way!" (Raha tsy mino ny zavatra re na hita *"Kay letiee, tsy marina zany!"*).

➑ "Holy cow!" na "Oh my gosh!"** (Gaga be).


Cours en ligne
Cours en salle
Cours particulier
Cours special vacances
Cours spΓ©cial samedi

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address


Ambatoroka
Antananarivo
101