MITIC Formation

MITIC Formation

Share

Photos from MITIC Formation's post 01/11/2022

💡 Misy 3 niveaux ny rentrée du 07 Novembre sy ny rentrée du 10 Novembre

🏁Inscription ouverte / Mbola misy foana ilay réduction ho an'ireo manao inscription en ligne par Mvola

➡️Na manomboka amin'ny niveau A1 ( Débutant ): 3 mois de formation
👨‍💼Français courant: 3 mois
👩‍💻Informatique: Programme individuel
📃Droit d'inscription 20 000 Ar
🏷Frais mensuel: 60 000 Ar
📜TOTAL :200 000 Ar

➡️Na miditra niveau A2 ( Perfectionnement ) : 3 mois de formation complète.
👩‍💼Français courant: 1 mois
👨‍💼Français professionnel: 1 mois
👩‍💻Informatique: Programme individuel 👨‍🎓Formation Métier: 1 mois
📃Droit d'inscription 20 000 Ar
🏷Frais mensuel: 60 000 Ar
📜TOTAL:200 000 Ar

➡️Na tonga dia miditra niveau B1 (indépendant): 2 mois de formation
👨‍💼Français avancé: 1 mois
🧑‍💻Informatique: Programme individuel
👩‍🎓Formation métier: 1 mois
📃Droit d'inscription 20 000 Ar
🏷Frais mensuel: 60 000 Ar
📜TOTAL :150 000 Ar

FORMATION COMPLÈTE POUR OPTIMISER LE FRANÇAIS PROFESSIONNEL ET POUR OUVRIR LES PORTES DES MÉTIERS D'AUJOURD'HUI

♨️Manao " français courant sy français professionnel + informatique +formation métier ( sady manao français no manao formation métier )

♨️ Module complet
➕Français intensif
➕Optimisation des compétences informatiques
➕ Formation métier

Horaires:
🕐10 Novembre 10h à 12h
🕐07 Novembre 14h à 16h

💕 Mbola valable ny réduction rehefa manao inscription en ligne

🔰Ny niveau basique A1/3 mois lasa 175 000 Ar au total raha inscription en ligne fa tsy 200 000 Ar intsony

🔰Ny niveau perfectionnement 3 mois ( Formation complète) lasa 175 000 Ar au total raha inscription en ligne fa tsy 200 000 Ar intsony

🔰Ny niveau indépendant B1/2 mois lasa 130 000 Ar au total raha inscription en ligne fa tsy 150 000 Ar intsony

⭕Tsy misokatra ny bureau Mercredi et samedi fa ireto ny procédure d'inscription en ligne ato amin'ny MITIC FORMATION/ 80 % ny inscription ato amin'ny MITIC dia en ligne daholo, tsy misy risque mihitsy sady pratique no tsy mila mivezivezy intsony 👇

1-Alefa amin'ny 034 29 303 62 ny anarana feno dia ampiana hoe MITIC FORMATION

2-Rehefa lasa ny message dia miantso izahay manao confirmation an'ilay inscription sady manome fanazavana feno

3-Rehefa avy miantso izahay dia alefa par Mvola na par Orange money ilay frais
Ngeza
4-Vao tonga ilay frais dia mandefa SMS de confirmation, badge électronique izahay, efa ao amin'io SMS io avokoa ny numéro de place, ny numéro de facture ary ny détail mahakasika ny formation arahinao

5-Tonga dia iny SMS iny fotsiny sisa no hoentina eo amin'ny acceuil rehefa rentrée

Efa manana copie an'ilay SMS izahay, ary efa voaray ato ny numéro sy ny anarana, raha sendra very ny téléphone na voafafa ilay message dia efa misy copie ato aminay no sady efa voaray ny anarana feno noho izany dia efa manana procédure mipetraka tsara izahay anaovana ny validation ny place

⭕ Attestation délivrée en fin de formation

21/10/2022

📣 Ho antsika izay nanao test en ligne tao amin'ny MP androany Zoma 21 Octobre alohan'ny 10 ora alina dia ireto ny toromarika hafahanao mijery ny naoty azonao

Phrase 1: réponse 1 ( 10 points )
Phrase 2: réponse 2 ( 10 points )
Phrase 3: réponse 2 ( 10 points )
Phrase 4: réponse 2 ( 12 points )
Phrase 5: réponse 2 ( 8 points )

🤳Alefaso amin'ny 034 29 303 62 alohan'ny Samedi 22 Octobre 16h ny totalin'ny " points" azonao hahafahantsika mamaritra ny niveau sady manome fanazavana feno mahakasika ny formation sy ny rentrée

📱Misokatra ny "inscription" amin'ireo rentrée Octobre sy Novembre

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address


110 Amoronakona
Antananarivo
110