PHO RESTO

PHO RESTO

Share

Photos from PHO RESTO's post 20/05/2026

Plat Rapide anio Alarobia indray.
✅ Saucisse sy anandrano
✅ Poulet au champignon noir
033 51 910 99 / 034 99 910 99 / 032 11 910 99
📍 Ampasamadinika - Bel'Air - Ankorondrano - Ivato

19/05/2026

Efa kely sisa dia tonga ilay fotoana Tarika Manan'Ara 🎸🎼
misy invités miaraka amzalahy ireto, fantatrao ve?🎤

Efa eny amin'ny PHO RESTO rehetra ny billet afaka jifaina.
033 51 910 99 / 034 99 910 99 / 032 11 910 99
📍 Ampasamadinika - Bel'Air - Ankorondrano - Ivato

19/05/2026

Amin'izao fetin'ny Pentecôte izao dia faly indray izahay eto amin'ny PHO RESTO hiaraka aminareo satria dia fotoana iray feno hafaliana, tsiro, fifankatiavana, fahatsiarovana tsara🥰

Avelao izahay hikarakara ny sy ny latabatra, fa ianareo kosa hankafy ny sakafo sy ny toerana ary indrindra ny fotoana sy ny fifampizaràna miaraka amin’ny fianakaviana sy namana🥂🍽️

Satria fety ny andro dia mila manao réservation isika dia mahazo Jus star PM tsirairay maimaimpoana, izany hoe: ra olona 2 ianareo no manao reservation dia mahazo jus star PM 2 isa, raha olona 10 ianareo no manao reservation dia mahazo jus star PM 10 isa😍

Fandrio dieny izao ny table ary fa sabotsy 23 Mai amin'ny 12h ora atoandro no farany📱

033 51 910 99 / 034 99 910 99 / 032 11 910 99
📍 Ampasamadinika - Bel'Air - Ankorondrano - Ivato

Photos from PHO RESTO's post 19/05/2026

Tohizantsika foana ny fiarahana ary amin'ity andro Talata ity ary e.
Tsy miova ny fomba fiasa, alefaso maraina ny commande raha tsy afaka manantona dia ho livrena indray🛵
✅ Wock de zébu au brocolis
✅ Akoho sy petit pois
033 51 910 99 / 034 99 910 99 / 032 11 910 99
📍 Ampasamadinika - Bel'Air - Ankorondrano - Ivato

Want your restaurant to be the top-listed Restaurant in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address


Pho LOUNGE Ivato, Pho LOUNGE Ampasamadinika, Pho RESTO Akorondrano, Pho RESTO Bel'Air, Pho RESTO Bypass, Pho RESTO Ampasamadinika, Pho RESTO Ivato
Antananarivo