Rado Romeo Razafimandimby Animateur

Rado Romeo Razafimandimby Animateur

Share

Photos from Rado Romeo Razafimandimby Animateur's post 25/09/2025

Ho anareo orinasa mitady ankizy hiasa manao fanentanana mijanona ho anareo mandritrany fotoana tsy voafetra dia afaka manao izany koa ny ekipa toy ireto ankizy miasa raikitra ao @ Azima izay hisaorana @ fahatokisana ary diia ny spaghetti Bonjour ,Champion moa no tena varotana @ zao eny ankazomanga eny zareo ooo
πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬πŸ’ͺπŸ’ͺ
Mankasitraka ny ekipa mavitrika izay tarihan kapiteny Tchila ,Alefaaa

Photos from Rado Romeo Razafimandimby Animateur's post 16/09/2025

Ndao ndray ary hianoka mozika sy fety miavaka ndray tsika eny Ambohimanga,manomboka ny zoma zao eny Ambohimanga Rova anatiny Angaredona Festival ,Mozika Mampiray Firenena
Alefaaaa



. Tsy Maintsy MandrosoπŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬

Want your business to be the top-listed Clothing Store in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address


Ambohimanarina
Antananarivo
101