Tea Time - Modern Cake

Tea Time - Modern Cake

Share

10/05/2026

Tolotra mandalo ❤️ ❤️ ❤️
🌺 Gâteaux velours nolokoina tamin'ny akora natoraly.
Saveurs 4 ny anaty coffret iray : nature, fraise, citron et caramel
🍀 Vidin'ny coffret 50.000 Ar
👉 Fanamarihana :
- voafetra ihany ireo ingrédients naturels ampiasanay amin'ilay coloration eto an-tananay ka rehefa lany ireo dia vita ny tolotra
- Ny lokon'ireo gâteaux velours amboarinay dia tsy ilay rouge vif commercial azo avy amin'ny colorant chimique bobaka be ireny fa plutôt teinte rouge brique. Ny texture dia tena "velour" ary ny tsiro dia qualité Tea Time hatrany ho an'ireo izay efa mpankafy
Miandry anareo ary ô 😘 😘

16/04/2026

‼️ Hatramin'ny faran'ity Aprily ity sisa no ahafahana misitraka ireto tsiro vaovao ireto an. Mety afaka elaela mihitsy indray vao hiverina ho anareo izay mbola te hanandrana na te hamerina 🤩 🤩 🤩
🍀 Cheesecake 4 anaty coffret iray pour 40.000 Ar :
- duo choco pistache
- duo noisette caramel
- cheesecake cerise et mousse de chocolat blanc. Coloré naturellement aux fleurs de pois de papillon bleu
- cheesecake tropical sunrise : saveur passion-orange-banane

20/02/2026

Herinandro sisa dia hifarana ity tolotra coffret iray ity an ... ho an'ireo izay mbola te hanandrana na hamerina kely fa nahita tsirony.
Tapitra ny volana Febroary dia vitaaa ...
Coffret 6 assortiments de mochis et un coeur cheesecake cerise à 30.000 Ar 😋

Want your business to be the top-listed Food & Beverage Service in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address


Antananarivo

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 12:00