Infinitec
15/05/2026
Ankasitrahana ianareo tompoko nahatoky hatrany.
➡️ Vonona ny hanome ny tsara indrindra hatrany 🙏
Abonneo ny pejy fa maro ny tolotra tsara ho anao
Boutique INFINITEC analakely
15/05/2026
iPhone X 64GB - Original
—- 680.000Ar —-
034 54 304 74
Boutique INFINITEC
- Miasa be ve enao nefa efa ho lany batterie ?
- Tsisy fotoana ichargena iPhone ve ianao ?
- Eny andalana ve ianao nefa efa ho lowBatt ?
➡️ ITY NY VAHAOLANA HO ANAO SADY VETIVETY
✅ MAGSAFE BATTERIE PACK (INDUCTION)
——- Original, certifié apple ——-
——- iPhone X hatramin’ny 17Pro Max ——-
- Apetaka ao am dos iPhone anao dia efa micharge
- Vahaolana vetivety sady maharitra
- Mahavita anao 1 andro tontolo
- Efa charge rapide
Prix : 50.000Ar
Manao livraison, mandefa province
ou Récupération en boutique
☎️ 034 54 304 74 (watsapp)
❇️ Boutique INFINITEC
14/05/2026
Santionany t@ anio
▶️ Ankasitrahana hatrany ianareo clients 🙏
✅ Santionany / Nanjifa Samsung sy iPhone
➡️➡️ Vonona ny hanome ny tsara indrindra hatrany
Abonneo hatrany ny pejy fa ho maro ny arrivage
13/05/2026
✅ Misokatra nyBoutique rahampitso Jeudi tompoko 🤝
➡️ izay clients 10 tonga voalohany ahazo surprise avy aty @ Infinitec 🎁
🛍️ Tongava maro ary fa ho afapo ianareo e
🔝 Qualité original hatrany tompoko
🔝 Garantie daholo
✅ A votre service 🙏
➡️➡️ Boutique INFINITEC analakely / Tia soarano 1er étage Box T04, près immeuble new century. Na miantso kely rehefa eo am firaisana voalohany analakely. ☎️ 034 54 304 74
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Boutique INFINITEC Analakely Soarano/immeuble TIA 1er étage Box T04, Près Hotel New Century. Na Miantso Kely Rehefa Eo Am Firaisana Voalohany Na Eo EPP Soarano
Antananarivo
101