Ratsy Taiza

Ratsy Taiza

Share

10/06/2024

🤣😂Any zao misy bandy ,ra maty tampoka amn'zao de hisy sipa telo hanao publication oe "Repose en paix mon amour❤🌿"

09/06/2024

Falifaly fa miaraka amn'le iray,nefa vao avy tezitra nifamaly tamn'le iray,sady malahelo fa nisy olana le iray,avy eo lasamborona fa mahtsiaro an'le iray ...Mbola ho lasa adala amn'ty mampirafy ty nareo fa ataovy🤣😂😂

08/06/2024

🤣😂Rehef mbola tsy manambola afaka mitokantrano de mijanòna iany aloh ao amn ray aman-reny f'aza matikambo pr

Want your public figure to be the top-listed Public Figure in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Culinary Team

Attire

Telephone

Website

Address


Antananarivo
105