Coding.IO
09/04/2025
TSY MITSAHATRA NY MANAMAFY NY SECURITE-NY NY WHATSAPP 🥰💪
Misy andrana fonctionnalite vaovao ataon'ny Whatsapp, efa anaty Test zareo, fonctionnalite mi-limite an'ireo 'partage de discussion' na 'transfers de discussion' ivelan'ny Whatsapp mba hisorohana ny fuite d'information personelle.
Hita ao amin'ny site spécialisé WABetaInfo ny momba azy io, marihana fa mi-desactive an'ilay enregistrement automatique ny photo sy ny vidéo ihany ko izy io. Miandry ny hivoahany dia manao mise a jour Whatsapp dia afaka mampiasa azy.
08/04/2025
Attention aux CAPTCHA "Je ne suis pas un robot", qui deviennent une arme redoutable pour les hackers 😳
Ny chercheur amin domaine Cybersecurite ao amin HP no naita nanomboka tamin iny herinandro iny fa efa be dia be ny CAPTCHA manamparitaka logiciels malveillants VIRUS, mamdefa an ireo izay mi clique azy any amin site malveillant, dia misy authentification etape vitsivitsy asainy atao dia rehefa mikitika ilay site dia mi telecharge sy mi installe silencieusement ao amin'ny PC ou PHONE an ilay olona ilay virus ka afahan'ilay pirate mi controle an ilay machine ou phone.
22/03/2025
FORMATION ISAK'ASABOTSY 🥰
Efa nanombok anio ny formation isak'asabotsy eto amin'ny Coding-IO & CFT ka ny formation cybersécurité niveau debutant no nanaomboka androany.🥰 Mbola hisy foana io ho antsika tsy afaka amin'ilay andavan'andro noho ny asa sy adidy.
20/03/2025
AFA-PO TSARA DAHOLO IREO IZAY NANDALO 🥰
Ato amin’ny espace de connexion internet Coding-io & CFT miaraka amin’ny Starlink dia feno olona isan’andro raha vao tao anatin’ny herinandro fotsiny no nisokafana
Ao ny tsy te-andea hody…mangataka ijanona alina ao 😁
Araraoty ny tolotra mora nefa aingana be ny débit :
500 Ar/heure – Idéal pour bo**er ou se divertir
30.000 Ar/mois – Internet illimité sans stress
Andrefana Ambohijanahary, en face de la BNI
Tongava miara-manandrana an’izany !
TOUT LE MONDE EST SATISFAIT 🥰
Notre espace de connexion internet Coding-IO & CFT avec la connexion Starlink fait l’unanimité !
Certains ne veulent plus partir… Ils demandent même à rester la nuit ! 😁
Profitez aussi d’une connexion rapide et stable :
500 Ar/heure – Idéal pour bo**er ou se divertir
30.000 Ar/mois – Internet illimité sans stress
Andrefana Ambohijanahary, en face de la BNI
Rejoignez-nous et vivez l’expérience !
05/03/2025
✨ GRANDE OUVERTURE OFFICIELLE ! 🚀🎉
📢 Misokatra ny varavarana ny Coding.IO & CFT Antananarivo ! 🎓💻
Misaotra an'ireo mpianatra vaovao nanokatra ny fiofanana Cybersecurite ! 🔐👏
🔥 Tongava mitsidika ! 🔥
✅ Formations en informatique (Débutant à Avancé)
✅ Espace Internet Haut Débit avec STARLINK
✅ Fiofanana manao Création de sites web & Développement d’applications
📍 Toerana : En face de la BNI Andrefana Ambohijanahary
📞 Infos & Inscriptions : 032 88 692 75 - 034 06 887 75
🚀 Boostez vos compétences dès aujourd’hui !
✨ GRANDE OUVERTURE OFFICIELLE ! 🚀🎉
📢 Coding.IO & CFT Antananarivo ouvre ses portes ! 🎓💻
Un immense merci aux participants de notre formation débutant en cybersécurité ! 🔐👏
🔥 Rejoignez-nous dès maintenant ! 🔥
✅ Formations en informatique (Débutant à Avancé)
✅ Espace Internet Haut Débit avec STARLINK
✅ Création de sites web & Développement d’applications
📍 Lieu : En face de la BNI Andrefana Ambohijanahary
📞 Infos & Inscriptions : 032 88 692 75 - 034 06 887 75
🚀 Boostez vos compétences dès aujourd’hui !
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Website
Address
Anosy
Antananarivo
101