StartPlus

StartPlus

Share

04/10/2024

Ndaho hiasa ao arinan'ny fiofanana.

TIANAO VE RAHA IANAO IHANY NO PATRON NY TENANAO? NA EFA RERAKA MITADY ASA FA TSY METY VOARAY?

~ Na mbola Mpianatra fa mitady asa tsy dia mandany fotoana be
~ Na efa miasa fa mitady fidiram-bola fanampiny ary amn'ny fotoana izay mety aminao

Ndao hanao TÉLÉTRAVAIL (FREELANCE)
Ao an-trano ihany no miasa
Ianao no mandamina ny ora hiasanao

Mandray débutant na débutante izahay
Mety atao vadin'asa
Mety amin'ny mpianatra ihany koa ilay asa

Niveau BEPC na BACC no takiana
Olona tadiavina: 18 à 48 ans
Débutant(e) accepté

Mahazo fihenambidy manokana izay miditra MP izao dia izao Ka mamandrika toerana 😊

✅ MIASA AVY HATRANY VITA FORMATION

Contact: +261 34 66 758 13

27/08/2024

❌⚠️ TANDREMO IRETO LESOKA 4 IRETO ❌⚠️ REHEFA HIATRIKA ENTRETIEN D'EMBAUCHE INAO

Lesoka 1: Tsy fahampian'ny fiomanana:
Ny tsy fanaovana fikarohana momba ny orinasa, ny tsy famantarana ny anjara asa izay ho sahaninao, ary ny tsy fahavononanao hamaly ireo fanontaniana mahazatra efa mateti-pitranga amin'ny entretien dia mety hitarika amin'ny valin-teny tsy voahevitra tsara.

Lesoka 2: Fifantohana amin'ny fahalemena:
Ny fanasongadinana ny fahalemenao na ny tsy fahombiazanao taloha nefa tsy mampiseho ny fitomboanao sy fivoaranao dia mety hamela impression négative eo imason’ny recruteur.

Lesoka 3: Tsy fanomezana ohatra:
Ny tsy fampiasana ohatra mivaingana mba hanohanana ny hevitrao na ny fanazavanao dia mety ahatonga ny valinteninao tsy dia mandresy lahatra loatra.

Lesoka 4: Fahatokisan-tena tafahoatra na ny tsy fahatokisan-tena:
Tena ilaina ny fahaizana mandanjalanja tsara ny fahatokisan-tena sy ny fanetren - tena.
Ny “Fahatokisan-tena tafahoatra” dia mety ahatonga anao toy ny mieboebo; ny “tsy fahatokisan-tena” kosa dia mety ahatonga anao ohatry ny tsy sure tsara amin’ny fahaizanao na ny compétence anao.

Ampahany kely amin’ilay tao @ boky momba ny entretien d'embauche “Pass My Interview” iny ihany izao io, fa akoatran’izay dia hita ao koa ny:
- Ny fomba hiomanana amin’ny entretien
- Ny Paik’ady sy tsiambaratelo ahafahana miatrika entretien d'embauche
- Ny fandresena ny tahotra, sns………

Iza daholo ny hiatrika entretien d'embauche atsihoatsy?


Teach | MOTIVATE | inspire

17/08/2024

AZA KAMO !

Mila tia mianatra isika!
Mila manana fotoana hianarana isika raha te hanova ny fiainantsika!
Mila manana fotoana hianarana isika raha te hampivoatra ny fiainantsika!

Ny olona tsy afaka hianatra eo .
Ianao Mila mianatra!
Tiava mianatra!

Ranito Ny sainao @ fianarana zava-baovao isanandro.
Ranito Ny sainao 'ny Fanaovana formation.

AZA KAMO!
Ampitomboy ny valeur-nao 'ny fianarana teny vahiny (ohatra: teny Frantsay 🇫🇷, teny Anglisy 🇺🇲, sns....)

Ranito Ny sainao am alalan'ny famakiana boky!
Manàna fotoana hamakiana boky isanandro.
Ny olona tsy afaka hamaky boky eo @ toeranao! Ianao Mila mamaky mba ahasoa sy ampivoatra ny fiainanao.

Tsara ny Mizara.
Tsara ny mianatra.
Tsara ny mamaky boky.

Ndao hianatra!
Ndao hamaky Boky!

TEACH | MOTIVATE | INSPIRE

Want your business to be the top-listed Finance Company in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address


Antananarivo