Manantsoa HT
Hafa mihitsy no ren’ny sofina rehefa arahana ilay solfa🥰❤️
Kalokalo vao maraina 🎶🎶…
Somary averiko kely ity hiran’i LJO ity aloha hampatsiahivana antsika fa ny fitiavana no lehibe indrindra 💙
Bonne journée daholo eee😊…
Tena ratsy loha ilay tonon-kira 😂🎵… Atao akory fa izay izany ko... Alefa foana na tsy rentable aza 😂😂 # 🇲🇬
15/01/2025
Bonne année e… 🎉🎉😄
Manao version malagasy an’ilay « Hit & Run » an’i Shenseea iny aho fa tena tsivanona alikamaty ilay tonon-kira 🤧🤧🎶🎵… Zay fotsiny !!
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the public figure
Telephone
Address
Antananarivo
TANÀ102