Fast food Riah

Fast food Riah

Share

Photos from Fast food Riah's post 05/02/2026

miarahaba antsika rehetra tsy ankanavaka πŸ’—izahay dia afaka mikarakara ny sakafonao atoandro afaka manao luvreson hoany rehetra naiza naiza misy ny toerana hiasanao .
Vary sy laoka compose salade mine sao sns plat gasy πŸ’—vary gasy mena+laoka+lasary 😍
ravitoto sy henakisoa tsaramaso sy henomby saosisy sy hananavoanjobory sy trondrohenomby sy hananakabaro sy henomby petit poind sy akoho gana ritra Bitro saosy sofikisoa ritra tongony ritra saosisysy sakay

Alefaso ary ny commendenao
Midira hafatra miafina na miantso avy atrany ianao tompoko .hoany olona miasa sy pianatra sns

Contact .0385303179.
Whatsapp 0374332752

Prix.plat gasy .13000ar 😍
Mine sao 15000ar special poulet crevette sns
Makasitraka anareo ary dia mirarisoa
Commende manomboka ny 6h00 maraina atraminy 11h00 miakatra πŸ’—πŸ’—πŸ’—πŸ˜πŸ˜πŸ˜πŸ˜

Want your restaurant to be the top-listed Restaurant in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address


Ambohipoa Ambatofotsy
Antananarivo