RJ Mini Prix
20/02/2026
🎁 Iza daholo ilay niandry arrivage pantoufles manjakely sy sandales façon Birkenstock Boston ? Tonga ary ny arrivage ntsika ilay qualité tsara atrany ry zareo nefa mora be. Ireto kosa tena top be mihitsy🎁
🎁♥️pantoufles femme tendances 🎁♥️♥️
✅ sady ilay qualité tsara no tsy dia misy manana
✅ ireto ny pointures disponibles 36/37, 38/39, 40/41,42/43
✅ sady efa nataonay prix mora be tandremo ndray sao tara fa vitsy ny stock ato , efa misy prix ny sary , efa nasinay photos réel ny article
:40 000ar à 45 000ar tena hoe mora ry zareo nefa tsara be
Livraison partout à Madagascar
Contact: Mp ou 📞 038 76 847 75
22/11/2025
🖤 BLACK WEEK chaussures chaussettes antidérapantes pour enfants :15 000ar au lieu de 25000ar qualité top 🖤
✅ sady ilay qualité tsara no mihaja
✅ afaka entina mandeha mivavaka, mivoaka, mety tsara @ zaza vao mianatra mandeha satria antidérapante,
✅ tena hoe top qualité sady coton no souple ilay semelle,
✅ sady manala fasahiranana antsika maman mitady chaussettes tsy hita lava hi33
✅ sady lamody be mihitsy izy ireto
ao @ commentaires mbola misy photo reel sy video
✅ireto ny pointures disponibles sady asiko taona sy longueur intérieur miaraka @ dia tsy sahirana ntsika :
6 à 9 mois : pointures 18-19 soit 11,5cm
12 à 15 mois: pointures 20-21 soit 12,5cm
15 à 18 mois : pointures 22-23, soit 13,5cm
18 à 24 mois: pointures 24-25, soit 14,5cm
:15 000AR ilay qualité tsara be ireo no mihaja
Livraison partout à Madagascar
Contact: Mp ou 📞 038 76 847 75
29/07/2025
🎁tonga ny arrivage ntsika pantoufles mpanakarena tena tsara be ry zareo nefa mora🎁
🎁♥️pantoufles femme tendances 🎁♥️♥️
✅ sady ilay qualité tsara no tsy dia misy manana
✅ ireto ny pointures disponibles 36-37, 38-39, 40-41
✅ sady efa nataonay prix mora be tandremo ndray sao tara, efa misy prix ny sary
:30 000ar à 40 000ar
Livraison partout à Madagascar
Contact: Mp ou 📞 034 61 061 69
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Analamahitsy
Antananarivo
101