Kate Irinah Rak

Kate Irinah Rak

Share

Photos from Kate Irinah Rak's post 12/02/2026

Tonga ihany sady efa niampy ny couleur ann🥰🥰🥰

Mbola ataotsika promo 110.000 ariary fona

👣👣 Pointure 36 à 40

Boutique: AVANCE CENTER TSIAZOTAFO
✅✅ 1ère étage box H 107
✅✅ 2e étage box F 209
✅✅ 3e étage, box F 307

Livraison tanà et en province

☎️ Contact: 034 88 392 31 ou +261346239547

Photos from Kate Irinah Rak's post 02/10/2025

Masostsssss kely eri 😍😍

♥️♥️♥️New balance 740 rose, sous carton d'origine

☑️☑️Qualité tena tsara ity an, Satisfait ou remboursé

❌❌❌IRETO IHANY NO DISPONIBLE

37 (1 PAIRES)
38 (1 PAIRES)
39 (1 PAIRES)

Tsy ataoko lafo fa 170.000 ariary fotsiny (tena mora io ra par rapport am qualité any)

Photos from Kate Irinah Rak's post 02/10/2025

❌❌❌Ataoko 75.000 fotsiny ariary ny vidiny ho an izay 10 manao jp

❤️❤️❤️Ity aspirateur ity anisan'ny nahavariana kely anah tam tany chine

Tsy tao anatin'ny budget ako mihitsy ny oe ividy fa nanaovan ilay mpivarotra démonstration za dia tonga dia taitaitra be oe aka za dia oe maninona moa ra mivarotra mihitsy eee

Tsy mila chargena tsy mila atao inon'inona fa tonga dia mitroka ny loto fotsiny (izany oe mateza tsara fa tsy misy batterie)

Tsy mavesatra be fa pratique tsara

Photos from Kate Irinah Rak's post 14/07/2025

❤️🔥 ASIKO CLASSIC INDRAY ALOHA ARY EEE
AMIN ILAY MANDONA TSARA AN ;)

❌❌❌IRETO POINTURE IRETO IHANY NO DISPONIBLE
TONGA 26 JUILLET IHANY KOA

Turquoise
36 (3 paires)
37 (3 paires)
38 (2 paires)
39 (2 paires)
40 (2 paires)

Rouge 36 ( 2 paires)
37 (2 paires)
38 (2 paires)
39 (iray ihany)
40 (iray ihany)
41 (iray ihany)
42 (iray ihany)
43 (iray ihany)
44 (iray ihany)

Vert 36 (iray ihany)
37 (iray ihany)
38(iray ihany)
39 (iray ihany)
40 (2 paires)
43 ((2 paires)
42 (2 paires)
41(2 paires)

Prix: ataoko 😱😱😱150.000 ariary fotsiny fa araraoty
❌❌Accompte 50 pour cent obligatoire

Photos from Kate Irinah Rak's post 19/06/2025

Arrivage mlay beeee ❤️❤️

🔥🔥D I. O R B30
Qualité premium

👣👣Pointure 36 à 44

🎁🎁Prix: 120.000 ariary (sans carton)
125.000 ariary (sous carton)

Lieu: 👉👉 AVANCE CENTER TSIAZOTAFO
☑️☑️BOX H 107 (1ère étage)
☑️☑️BOX F 209 (2e étage)
☑️☑️BOX F 307 (3e étage)

🚴‍♂️🚴‍♂️Livraison tanà et en province

Want your business to be the top-listed Clothing Store in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address


Behoririka Avance Center Box F307
Antananarivo
101