Golden RIFF
17/06/2026
🇵🇹 sa 🇨🇩 no alainareo????
🗣️Vaovao be, manomboka androany dia afaka sady mirevy ianareo no mijery coupe du monde ato amin‘ny Golden Riff.
Antsovy ny akama hiaraka hanala eh ⚽️⚽️🏆🍻
📍Golden Riff Bypass, 500m après Station Shell Gazety à droite direction Iavoloha
👉🏾Ouverture du Mercredi au Dimanche de 14h à 22h
15/06/2026
Sombin-tsombintsary ny Weekend lasa teo😉
Aza adino fa mahazo atao tsara ny mi-privatiser an‘i Golden Riff, anniversaire, soutenance, izay azo fêtena e🤣
📍Golden Riff Bypass, 500m après Shell Gazety, direction Iavoloha
👉🏾Ouverture Mercredi au Dimanche de 14h à 22h
🤘🏾 OPEN SCÈNE - GOLDEN RIFF 🤘🏾
Ohatran‘izao ny revy aty rehefa tonga aty ianareo 🔥 Tsy misy hoe pro na tsia fa manalazy e😉🤘🏾
Isakin‘ny asabotsy ny fotoana e, manomboka amin‘ny 15h 😉
📍Golden Riff Bypass, 500m après Shell Gazety direction Iavoloha
👉🏾Ouverture de 14h à 22h du Mercredi au Dimanche
03/06/2026
Salama e🤘🏾
Efa tsy andry ny ahita anareo indray😉
Rahariva izany ny fotoana manomboka amin‘ny 14h ka hatramin‘ny 22h 🍻🔥
📍Golden Riff Bypass, 500m après station Shell Gazety, à droite direction Iavoloha
31/05/2026
Aujourd’hui, nous célébrons toutes les MAMA . 💐
À celles qui aiment, soutiennent, inspirent et rendent chaque moment plus précieux.
Toute l’équipe de Golden Riff vous souhaite une merveilleuse Fête des Mères. 🥂🤘🏾
28/05/2026
Salama e🤘🏾
Ireto indray ny sombintsombin-tsary azonay weekend teo,🎸
Rehefa maka sary manokana ihany koa ianareo dia mba alefaso aty aminay mba jerenay e😉
📍Golden Riff Bypass, 500m après Shell Gazety
🤘🏾Ouverture du Mercredi au Dimanche de 14h à 22h
18/05/2026
Faly be izahay nandray ny anniversairen‘i Conley Spann tato aminay🤗🤘🏾🔥
Misaotra anareo 🍻🕺🏾🎸
⚠️Aza adino fa afaka hanaovareo anniversaire ihany koa ato amin‘ny Golden Riff, afaka privatisena soamatsara😉
📍Golden Riff Bypass, 500m après Shell Gazety direction Iavoloha
🤘🏾Ouverture du Mercredi au Dimanche de 14h à 22h
11/05/2026
Misaotra anareo foana nandalo eh🤘🏾
Sombintsombin-tsary ny weekend lasa teo🔥
📍Golden Riff Bypass, 500m après shell Gazety direction Iavoloha
👉🏾Ouverture du Mercredi au Dimanche de 14h à 22h
✨Découvrez la préparation de notre cocktail signature, étape par étape 🍸
Passez nous voir pour le tester ✨
📍Golden Riff Bypass, 500m après Shell Gazety à droite direction Iavoloha
👉🏾 Ouverture du Mercredi au Dimanche à 14h-22h 🤘🏾
Click here to claim your Sponsored Listing.
Website
Address
Antananarivo
Opening Hours
| Monday | 14:00 - 22:00 |
| Wednesday | 14:00 - 22:00 |
| Thursday | 14:00 - 22:00 |
| Friday | 14:00 - 22:00 |
| Saturday | 14:00 - 22:00 |
| Sunday | 14:00 - 22:00 |