Animateur Riantsoa

Animateur Riantsoa

Share

04/06/2026

Raha tsy mihinana kisoa izy🐷 nefa ianao mihinana , mbola hiaraka vé ❓Mbola hivady ve ❓ Atao ahoana ny fomba fiainana raha hoe ny fitiavana no lehibe indrindra nefa samihafa ny zava-padiana ?🤷🏼
Sa hoe aleo izy ho any 🤣

04/06/2026

Fitiavana eeee, finamanamana eee, fihavanana eee🥴😏

Photos from Animateur Riantsoa's post 06/04/2026

Tsy navelan'i Andriatsima Faneva Ima nanao maillot an'olona resy lava fa aleo hono maillot pour la fierté nationale 🇲🇬🇲🇬🇲🇬🤣🙏🏼

Want your business to be the top-listed Advertising & Marketing Company in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address


Antananarivo
101