Fast MDG Service
06/09/2024
Izahay dia mitady livreur !
Conditions :
🚴 Lehilahy 18taona no mihaotra
🚴 Efa nanao ny asana "Livreur" mahalala tsara ny tananan'Antananarivo
🚴 Olona atokisana sy azo hitokisana
🎓 Manana diplôme BEPC no mihoatra
🚴 MANANA BICYCLETTE ❌
❌ MIPETRAKA ety ITAOSY❌
👉Ny asa dia manatitra entana sy mandefa colis
✅ Hiantohana ny: crédit, réparation, fa kosa tsy miantoka sakafo
✅ Salaire de base + prime
Raha mahaliana anao dia midira MP 📩
Ito ara ny valin'ny lalaontsika androany 🎁
Arahabaina Jejoch Jejoch nahazo ilay fisarihana androany 🎉🎉🎉
Manasa anao hamaly ny mp nalefanay aminao any tompoko🎁
Lalao manaraka amin'ny vendredi ho avy izao indray🤗
Araho hatrany ny pejintsika fa ho avy ihany koa ny offre vaovao 🚨
Bonsoir daholo🤗
Tirage au sort dans un instant , ialana tsiny amin'ny fahatarana fa somary be asa kely androany😁
17/05/2023
Ody ehh🚨
MIASA IZAHAY RAHAMPITSO 17 Mai zao 🚴
Fast MDG Service Écolo - Rapide - Sécurisé
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Betavoangy ITAOSY
Antananarivo
Opening Hours
| Monday | 08:00 - 17:00 |
| Tuesday | 08:00 - 17:00 |
| Wednesday | 08:00 - 17:00 |
| Thursday | 08:00 - 17:00 |
| Friday | 08:00 - 17:00 |
| Saturday | 08:00 - 17:00 |