Chez Cia Rà

Chez Cia Rà

Share

03/05/2026

🥰 coucouu les filles ooooo 🥰
Tinareo ve ty modèle ty ?
🌸 Sahirana be za ato hoe ho atao LIVE ve sa atao ahoana lay arrivages be dia be ato 🌸

02/05/2026

✨ ARRIVAGE ✨

Les cartons sont ouverts ! 😍 Des nouveautés incroyables vous attendent chez .

🔔 Activez vos notifications, les photos arrivent très vite !

23/04/2026

✨ ILAY TIANAREO INDRINDRA DIA MIVERINA! ✨

Maromaro ianareo no nanontany an'ity ensemble jaune ity nefa efa lany tamin'izany... 🤔
VAOVAO : Mbola nahitana stock vitsivitsy sisa ato aminay ho anareo izay tara! 😍

Ity ilay ensemble tonga lafatra:
✅ Bustier smocké (mifanaraka tsara amin'ny bika)
✅ Short maivana sy chic
✅ Loko été

Taille dispo: S,M

⚠️ Tandremo : Ity no stock farany indrindra, tsy hisy intsony rehefa lany ireto!
🏃‍♀️ Mp malaky hanafatra ny anao!

22/04/2026

🚨 LIQUIDATION TOTAL - FARANY IZAY MISY! 🚨

Araraoty fa ho lany avokoa ireto stock ireto:
✨ Gaine String: S, M, L (Mainty/N**e)
✨ Ballerines: 38 sy 40 sisa!
✨ Haut Lavallière: Taille L (Iray sisa!)

🏃‍♀️ MP avy hatrany izay hanafatra! Izay haingana ihany no mahazo!

Want your business to be the top-listed Shop in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address


Antananarivo