Andria Rab

Andria Rab

Share

19/09/2025

✨ Dingana 5fikarakarana tarehy

1️⃣ Fanadiovana
• Mampiasà savony voajanahary (oh: savony misy tantely 🍯, ovy maina/avoine, na charbon).
• Sasao ny tarehy maraina sy hariva mba hanesorana loto sy menaka be loatra.

2️⃣ Gommage (indray na indroa isan-kerinandro)
• Fangaro tsotra : siramamy madinika + tantely.
• Hosory moramora amin’ny fihetsika boribory, avy eo sasao.
• Aza apetaka manodidina ny masonao.

3️⃣ Masque nourrissant (indray isan-kerinandro)
• Safidy voajanahary arakaraka ny karazan-koditra :
• Hoditra maina → zavoka + yaourt.
• Hoditra be menaka → argile verte + eau de rose.
• Hoditra tsy mamirapiratra →curcuma + tantely.

4️⃣ Tonique Naturel
• eau de rose 🌹, rano concombre 🥒, na thé vert mangatsiaka 🍵.
• Asiana amin’ny coton na ampio amin’ny spray mba hanakantona ny mason-koditra sy hampiaina azy

5️⃣ Hydratation:Apamandina azy
• Mampiasà menaka voajanahary mifanaraka amin’ny hoditrao :
• Hoditra be menaka →huile jojoba.
• Hoditra maina → huile d’amande douce ou avocat
• Hoditra mora marary/saro-pady →huile calendula na aloe vera.

⚡ Toro-hevitra fanampiny :
• Misotroa rano betsaka 💧.
• Arovy amin’ny masoandro ny hoditra (ampiasao crème solaire voajanahary/mineraly).
• Aza mampiasa vokatra be loatra, ny tsotra no mahomby indrindra.
Am-pitiavana be🥰

Aza adino manaraka ny pejy❤️

14/03/2024

Parfois cela peut être le début, n'ayez pas peur de repartir à zéro...💪🏻

Want your public figure to be the top-listed Public Figure in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address


Antananarivo
101