GSEM-Formation
04/10/2024
📑 COURS D'APPUI À DOMICILE ETO TANÀ.
🎯ALEO MIHITSY IZAHAY MPAMPIANATRA HANATONA ANAREO ANY ANTOKAN-TRANO
Noho ny fangatahantsika Ray aman-dreny eto antananarivo ny mba hampihena ny tebitebintsika amin'ny fivoahan'ireo zanantsika mianatra cours ivelany tsy hitantsika any , n'y mba hanarahana maso akaiky ny fianaran'ny zanantsika , sns..dia indro fa Tonga izahay mamaha ny olantsika.
Izahay ato Amin'ny Groupe GSEM izay ivondronan'ireo mpampianatra sy mpanabe matianina sy vonto traikefa , nivoaka tamin'ny Sekoly ambony fampiofanana mpampianatra eto Madagasikara dia manolotra COURS D'APPUI À DOMICILE ho antsika tsy an-kanavaka.
Ny mampiavaka anay dia :
🎯 Disponible foana isan'andro.
🎯Manao test de diagnostic hijerena ny lenta sy filàn'ny mpianatra.
🎯 Disponible isaky ny weekend.
🎯 Système éducatif Malagasy na Français.
Sns...
Noho izany dia aza misalasala Miantso anay na miditra mp ahafantarantsika ny antsipirihany mikasika izany.
Contact 0380628578.
27/04/2024
🔥 ANTANANARIVO 🔥
📅 04 Mai 2024
🔶PACK DE FORMATION : 02 MODULES
👇
👉 ART DE PARLER EN PUBLIC
👉 COMMUNICATION POUR LE CHANGEMENT DES COMPORTEMENTS ou C.C.C
📢 Ho antsika Tanora liam-pivoarana ho an'ny tenanao sy ny fiaraha-monina.
👉 Mbola rakotry ny tahotra sy henatra ary feno tsy fahatokisan-tena rehefa miteny na mijoro imasom-bahoaka.
👉 Maniry te ho mpanentana mampitolagaga sy higagàna amin'ireny karazana hetsika eny anivon'ny fiaraha-monina ireny .
👉 Te hikoizana amin'ny fanentanana sy fandrindrana matihanina amin'ireny karazana lanona ara-panjakana n'a eny anivon'ny fiaraha-monina ireny.
📌 Avia malaky hamonjy ity tolotra fiofanana ity.
📆 Samedi 04 Mai 2024
🏠 Toerana: SOANIERANA AKAIKY GALANA
📞 0380628578
Fb: adef Madagascar VONJEVONJEO FA VOAFETRA NY TOERANA
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the school
Website
Address
Antananarivo