Tex Rakoum Films
04/12/2025
đ PROMO CLIP EXCEPTIONNELLE â HO ANâIREO ARTISTE VAO MISONDROTRA
đŹ Raha vao manomboka ny lalanao aminâny mozika ianao dia mila clip matihanina hananganana ny sarinao, hanintona mpankafy, ary hahasarika producteurs.
Eto no miditra i Tex Rakoum Pictures.
Ny ambiance sy lumière hitanao eto ambony dia santionany aminâny fomba iasantsika:
⥠Style madio, loko mivoaka, vibe cinematic
⥠Fomba fakan-tsary mampiakatra artiste
⥠Visual manintona izay mahatonga ny olona hijanona hijery
đĽ PROMO MANOKANA HO ANâNY ARTISTE VAOVAO : -20% aminâny CLIP đĽ
â Coaching mise en scène sy prĂŠsence camĂŠra
â Storyboard maimaim-poana (manampy aminâny tantara sy flow)
â Color grading âFilm Lookâ
â Livraison HD/4K
â Sary promo ho anâny rĂŠseaux sociaux (bonus)
Ity promo ity dia natao manokana hanampy anâireo artiste mbola miakatra sy te-hanao dingana lehibe aminâny visuel-ny.
Raha vonona ianao dia antsoy ity numĂŠro ity 034 25 502 82
Alefa Pit ađđđ
15/08/2021
Directed_by_ đ˝ď¸đ˝ď¸đ
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Antananarivo
21/07/2021