Gasy Graphik

Gasy Graphik

Share

Photos from Gasy Graphik's post 20/04/2023

TELETHON
CABARET SPECIAL RETRO
KAIAMBA TENA IZY

Ho fanampian'ireo tra-boina amin'ny faritra atsimo andrefana tamin'ny fandalovan'ny rivo-doza Freddy farany teo dia manasa anareo izahay ho tonga amin'ny Cabaret Spécial Retro izay atao ao amin'ny KARIBO HOTEL ANALAKELY ny Asabotsy 29 April 2023 manomboka amin'ny 3 ora tolakandro izay ho afainainy TARIKA KAIAMBA TENA IZY!.

Koa manasa antsika rehetra ho tonga hifanotrona sy hifanome tanana amin'ny ireo havantsika tra-boina ireo fa zava dehibe ny fahatongavanareo rehetra fa ny adidy ho vita ny fahafinaretena ho azo!

Paf : 20 000 Ar
Réservation: 25 000 Ar
Tongava maro Tompoko

Infoline: 034 49 730 60

Photos from Gasy Graphik's post 01/04/2023

BIG PACK
Ho antsika rehetra izay manana heritseritra hanangana na hanokatra fivarotana DA, Film, Série,... 😊👍
Ity misy tolotra BIG PACK natao ho antsika amin'izany👋
Mahirina fa efa misy Conception efa vita ihany koa izay afaka tonga d vidia nareo amin'izany (fichier PDF) zany hoe efa madray vita ary afaka mivarotra avy hatrany fa tsy miadry ela! 🏃🏃♀️
Afaka tonga d imprimena ihany koa izany

Toerana : Tsarahonenana arret bus bassin (Bus 141 - 178 tonga aty)
Tel: 034 49 730 60

25/02/2023

Pack Boomba
Film nouveauté: 2023
Film Ancien
Efa misy Jacket sy conception efa vita. afaka tonga d imprimena sur papier
Toerana: Tsarahonenana arrêt bus Bassin

11/02/2023

𝐇𝐨 𝐚𝐧'𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐫𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐓𝐬𝐚𝐫𝐚𝐡𝐨𝐧𝐞𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐦𝐚𝐧𝐨𝐝𝐢𝐝𝐢𝐧𝐚 !!!

Na olon-tsotra na orinasa... 𝐆𝐚𝐬𝐲 𝐆𝐫𝐚𝐩𝐡𝐢𝐤 dia manao ny asa rehetra momban'ny IMPRESSION :

- 𝐎𝐟𝐟𝐬𝐞𝐭
-𝐍𝐮𝐦𝐞́𝐫𝐢𝐪𝐮𝐞
-𝐆𝐫𝐚𝐧𝐝 𝐅𝐨𝐫𝐦𝐚𝐭

🗺: Tsarahonenana - arrêt Bassin.

☎️ 0344973060

Tsidio ny pejy facebook Gasy Graphik

09/02/2023

“Etudie, non pour savoir plus, mais pour savoir mieux. ”

09/02/2023

📌𝑹𝒂𝒉𝒂 𝒕𝒆 𝒂𝒉𝒂𝒇𝒆𝒉𝒚 𝒏𝒚 𝒓𝒆𝒔𝒂𝒌𝒂 "𝑩𝒐𝒐𝒔𝒕 𝒑𝒂𝒈𝒆" 𝒔𝒖𝒓 𝒇𝒂𝒄𝒆𝒃𝒐𝒐𝒌 !!!

𝐆𝐚𝐬𝐲 𝐆𝐫𝐚𝐩𝐡𝐢𝐤 dia mampanao formation "Booste page" en ligne, misy ihany koa ny "formation particulière" (mivantana) miaraka amin'ny vidéo tuto feno dia feno.
Izay hafehezana ny resaka boost page.

𝕋𝕒𝕟𝕛𝕠𝕟𝕒:
✅ Mahita client betsaka
✅Mahafehy ny gestion clientele
✅Mi charge compte ao anaty Carte fanavana boost
✅Fomba fisoroana compte bloqué... sns

𝕊𝕒𝕣𝕒𝕟𝕪 :
- Particulier (formation + vidéo) : 𝟭𝟱.𝟬𝟬𝟬𝗔𝗿
- En ligne (vidéo) : 𝟕.𝟎𝟎𝟎𝐀𝐫

Fanazavana fanampiny :

☎️ : 034 49 730 60
Adresse : Près de l'arrêt Bassin - Tsarahonenana

Want your business to be the top-listed Computer & Electronics Service in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address


Tsarahonenana
Antananarivo
101