MSPI Formation

MSPI Formation

Share

Photos 01/12/2021

✨🎉OFFRE FIN D'ANNEE - 𝟳𝟱% 𝗱𝗲 𝗿é𝗱𝘂𝗰𝘁𝗶𝗼𝗻🎉✨
Azonao vidina amin'ny Mvola amin'ny sandany 𝟭𝟬 𝟬𝟬𝟬𝗔𝗿 4̶0̶ ̶0̶0̶0̶A̶r̶ ireo cours tutoriels vidéos rehetra momba ny 𝗘𝗫𝗖𝗘𝗟 sy ireo cours 𝗕𝗢𝗡𝗨𝗦 miaraka aminy hatramin'ny zoma ho avy izao ihany. Araraoty raha mbola tsy nahazo ianao fa tsy miverina in-droa ity tolotra ity indrindra raha any amin'ny faritra no misy anao.
Ireto daholo ireo cours 𝗘𝗫𝗖𝗘𝗟 :
👉Les bases fondamentales (MG) : 63 vidéos, 9H43mn
👉Les tableaux croisés dynamiques (MG) : 29 vidéos, 2H38mn
👉Formules et fonctions avancées : 55 vidéos, 3H20mn
👉Macros et VBA : 33 vidéos, 1H59mn
👉Power Pivot : 33 vidéos, 3H27mn
👉Validation des données : 30 vidéos, 1H47mn
👉Astuces rapides : 34 vidéos, 34mn

Ireto avy ireo Cours omena anao 𝗕𝗢𝗡𝗨𝗦 :
👉Word (MG) : 43 vidéos, 5H22mn
👉PowerPoint (MG) : 44 vidéos, 3H16mn
👉Access : 78 vidéos, 5H30mn
👉Project - 47 vidéos, 3H10mn
👉Outlook - 30 vidéos, 1H38mn

Alefanay eto amin'ny Messenger ny 𝗹𝗶𝗲𝗻𝘀 𝗱𝗲 𝘁é𝗹é𝗰𝗵𝗮𝗿𝗴𝗲𝗺𝗲𝗻𝘁 rehetra rehefa voaloanao ny vidin'ny cours.
⚠⚠Araraoty fa tsy hiverina intsony ity offre ity.⚠⚠

05/05/2020

💥COURS ROA AMIN'NY VIDINY IRAY💥
⚡️Fehezo tanteraka ny EXCEL ary ianaro ny teny ANGLISY ho fanilon'ny ☀️hoavinao.

⚡️Vidio amin'ny sarany 20 000 Ariary monja amin'ny alalan'ny Mobile Money ny cours EXCEL ary mahazoa cours ANGLAIS maimaim-poana👍. Tsindrio ny rohy etsy ambany👇👇 :

➡️https://bit.ly/2YmUIV3
➡️https://bit.ly/2YmUIV3

📌63 vidéos en ligne miaraka amin'ireo fichiers source hifehezanao tanteraka ny EXCEL ary azonao ampiasaina n'aiza n'aiza amin'ny fotoana rehetra.
📌Cours d'ANGLAIS ho an'ny classe intermédiaire miaraka amin'ny Quiz hitsapana ny fahaizanao ho azonao maimaim-poana raha mividy ny cours EXCEL ianao.

⌛️TOLOTRA MISY FETRA⏳

➡️https://bit.ly/2YmUIV3

English Grammar Course (Intermediate Level) 15/04/2020

💥COURS D'ANGLAIS GRATUIT💥

📌 Mandritra izao fihibohana izao dia tsara ny manamafy ny fahaizana.
📌 Indro ary Cours d'anglais GRATUIT atolotray satria fantatray fa ilainao izany na ho amin'ny fiainanao na ho amin'ny asanao.

📌 Toy izao ny fomba ataonao mba hahafahanao misitraka izany MAIMAIM-POANA :

✔️ Tsindrio ity rohy ity : https://mspiformation.online/mon-compte/
✔️ Manokafa kaonty vaovao (amin'ny alalan'ny compte Facebook na compte Google)
✔️ Jereo ny cours English Grammar Course ary midira ao de araho ny cours sy ny quiz mifanaraka aminy sns ...

Enjoy!

English Grammar Course (Intermediate Level) Dans ce cours, vous allez apprendre le grammaire de base de l'anglais. Il vous permettra de dominer parfaitement les bases grammaticales. Le cours est divisé en 21 sections dont chacune des sections se décompose en trois sous-sections : un cours de grammaire proprement, un article tiré de la Bibl...

05/04/2020

Fampiofanana Excel ho an'ny rehetra. . Video miisa 63 hahafahanao mifehy tanteraka ny Excel ary lasa fanananao mandrakizay 😍. Araraoty ny fihenam-bidy 😯

Want your school to be the top-listed School/college in Andoharanofotsy?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Address


VF 84 Bis Volotara
Andoharanofotsy
102