STK Fanilo

STK Fanilo

Share

11/07/2024

"Miorena tsara, aza miova."

Tonga ity ilay fotoana 🎊🎊
Ho fankalazana ny alahadin'ny STK Fanilo 2024. Dia mahafaly anay 😊 ny manolotra anareo ny seho an-kira " STK Mikalo " ny Alahady 21 jolay 2024 izao manomboka amin'ny 2 Ora tsy diso.
TongΓ va Maro ary entano ny fianakaviana sy ny namana rehetra hiara hidera ny Tompo isika πŸŽ‰.
Aza adino mitondra kaopy 😊. Hisy ihany koa ilay fisarihana fanomezana ahazoana loka Maro.

Want your place of worship to be the top-listed Place Of Worship in Ampitatafika?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address


Ambohimiadana
Ampitatafika
102