Rapid Resource
🎯🎯 WEEKEND MAGNOVA🎯🎯
Fanampiny ilay formation reprogrammer son cerveau iny dia mbola hisy ihany koa ny fizarana ireo fanalahidiny FIFEHEZAN-TENA (maîtrise de soi)
👉Fehezina ny tahotra
👉 Fehezina ny heritreritra
👉 Fehezina ny saina
👉 Ampitomboina ny fifantohana
👉Tratrarina ny tanjona
Plus d'infos en mp
Perso fo koragna
Place limité io
RDV Tafa
Programme :
✈️ Samedi 8h30 Maison des Jeunes Barday
Bonjour
Aujourd'hui, on va définir la peur
"La peur c'est le résultat de la choc,de l'indifférence entre ce que tu veux (être ou avoir ou faire) et ce que tu pense
Pour la vaincre,osez chercher l'harmonie entre ce que tu veux et ce que tu pense
Merci,courage
Salam jiaby
Hiresak makasika ity fitenenana izay manao hoe''kodiaran-tsarety ny fiainana''isika androana,efa aitsika ny tohiny.
Raha vakiana ilay izy dia manambara fa misy fanantenana
Fa raha dinihina dia toy izao,amin'ny ankapobeny ny kodiaran'tsarety dia miodina raha misy mpitarika ilay sarety ary rehefa mijanona ilay mpitarika dia izay ambony dia tafajanona eo ambony,izay ambany mijanona ao ambany.
Eto ary,raha ny fiainana no resahina dia ny tsirairay no mpanodina ny kodiara sy mpitarika ilay sarety,tadidio fa samy manana ny saretiny io f sanatria hoe sarety ray no itambaratsika.
Aza mangataka andro,ahodino de rehef tonga ambony dia ajanony
Vitatsika io,vitanao io,courage,mazotoa
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
RN4
Amborovy
Opening Hours
| Monday | 09:00 - 17:00 |
| Tuesday | 09:00 - 17:00 |
| Wednesday | 09:00 - 17:00 |
| Thursday | 09:00 - 17:00 |
| Friday | 09:00 - 17:00 |
| Saturday | 09:00 - 17:00 |