Mon Resto
24/05/2025
Manaja e
Kely sisa ,ora no hisaina dia fetin'i NENY fety manan-danja izany ho an'izany Mbola misy Neny .
Izahay Dia manolotra tolotra manokana ho an'i NENY
-Crevtte pané
- Wantan frite amle tena Ilay tsara
- Demi lune frite amin'ilay azo hifaninanana ny tsirony
- Mine Sao tsatsiou
- Mine Sao crevettes
- Mine Sao poulet .......
Koa aza misalasala Ary ataovy komandinao an-tarobia 0383655762
Haterinay fa asiana frais de livraison mirary rahampitso
Mankasitraka indrindra
Want your restaurant to be the top-listed Restaurant in Ambondrona?
Click here to claim your Sponsored Listing.
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the restaurant
Telephone
Website
Address
Ambondrona